De-tatoueur Mada

De-tatoueur Mada **Dé-tatoueur Mada 🇲🇬**
Vous regrettez un tatouage ? On s'en occupe.

Technologie laser dernière génération pour un effacement sûr et progressif.
📍 FDC 67Ha Sud, Antananarivo
📞 RDV : Messenger ou WhatsApp
💬 Devis gratuit en MP
Parce que chaque p

🆘⛔Mbola Mitohy ny asa fandraisana ireo izay manana olana manokana amin'ny Oditra ka te hanala izany toy ny :➡️Tatouage (...
01/11/2026

🆘⛔Mbola Mitohy ny asa fandraisana ireo izay manana olana manokana amin'ny Oditra ka te hanala izany toy ny :
➡️Tatouage (Tomboka-vatra)
➡️Vergetures (Tsatsakaotra)
➡️Cicatrice (Olatra)
➡️Panda, Tâches hafahafa amin'ny oditra.
🫣Matsiaro tena menatr'olona ianao,na any ampiasana,na rehefa misy fety2,lasa complexé be mihitsy,te hanao manjamanja nefa tsy mety ,te hanao akanjo fohy (tanana) sy manifinify nefa tsy sahy fa dia lasa tsy maintsy mifonofono foana nefa ny Andro miha mafana.🔥
🆘Manana fitaovana fanadiovana izany rehetra izany izahay,Ary vonona hanampy anao hanala azy tanteraka.⛔
🚀Tecnology avo lenta tena efficace 💯
☣️Miverina madio tsara ny oditrao rehefa vita séance.☢️
✅Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace.
📍FDC 67ha sud Akaikin'ny Gastro pizza
☎️Tel: 0341267260 WhatsApp 0329272679.

⛔☣️Iza daholo ilay manana olana manokana amin'ny Vatany Satria tena feno :➡️Tatouage (Tomboka-vatra)➡️Vergetures (Tsatsa...
25/10/2026

⛔☣️Iza daholo ilay manana olana manokana amin'ny Vatany Satria tena feno :
➡️Tatouage (Tomboka-vatra)
➡️Vergetures (Tsatsakaotra)
➡️Cicatrice (Olatra)
➡️Panda, Tâches hafahafa amin'ny oditra.
🫣Matsiaro tena menatr'olona ianao,na any ampiasana,na rehefa misy fety2,lasa complexé be mihitsy,te hanao manjamanja nefa tsy mety ,te hanao akanjo fohy (tanana) sy manifinify nefa tsy sahy fa dia lasa tsy maintsy mifonofono foana nefa ny Andro miha mafana.🔥
🆘Manana fitaovana fanadiovana izany rehetra izany izahay,Ary vonona hanampy anao hanala azy tanteraka.⛔
🚀Tecnology avo lenta tena efficace 💯
☣️Miverina madio tsara ny oditrao rehefa vita séance.☢️
✅Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace.
📍FDC 67ha sud Akaikin'ny Gastro pizza
☎️Tel: 0341267260 WhatsApp 0329272679.

⛔Mitohy ny asa ato aminay eto @   🆘Koa aza tara maka rendez-vous isika eto Antananarivo,Efa mafana ny Andro izao,mba te ...
22/10/2026

⛔Mitohy ny asa ato aminay eto @
🆘Koa aza tara maka rendez-vous isika eto Antananarivo,Efa mafana ny Andro izao,mba te hanao piscines, akanjo fohy2,
nefa
➡️Potikan'Vergetures ny Oditranao noho antony maro .
➡️Feno tatouage manahirana ny vatanao ka te ho afaka.
➡️Feno Cicatrice vokatrin'ny Ratra na may sns..
➡️Feno panda na tâches ny oditra
afaka Ary miverina madio ny tsara io rehefa vita séance.
FDC Andohatapenaka Akaikin'ny Gastro pizza.
Tel: 0341267260 WhatsApp 0429272679.

⛔🆘Efa eto Antananarivo izahay izay zao⚠️Ho anao izahay manana olana manokana mombany➡️Tatouage➡️Vergetures ➡️Cicatrice ➡...
18/10/2026

⛔🆘Efa eto Antananarivo izahay izay zao
⚠️Ho anao izahay manana olana manokana mombany
➡️Tatouage
➡️Vergetures
➡️Cicatrice
➡️Tâches,Panda sns....❓
Ka te ho afaka ,aza misalasala manantonay fa vonona hanampy anao izahay.
🚀Tecnology avo lenta tena efficace
✅Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace
📍FDC 67ha sud Akaikin'ny Gastro pizza
☎️034 12 672 60 WhatsApp 0329272679.

⚠️⛔Allô allô Majunga Mitohy ny asa ato manala :➡️Tatouage ➡️Vergetures ➡️Cicatrice ➡️Panda sy tâches amin'ny Oditra Trop...
13/10/2026

⚠️⛔Allô allô Majunga Mitohy ny asa ato manala :
➡️Tatouage
➡️Vergetures
➡️Cicatrice
➡️Panda sy tâches amin'ny Oditra
Trop hafanana ty mila manao lamba fohy2 nefa anao feno manahirana,nanenina ianao nametak'azy ka Tinao esorina raha io.
🆘Ao koa nareo magnangy feno vergetures (tsatsakaotra) amin'ny vatanao jiaby tena simba sôragnao.☢️☯️🔯
🗓️Rapitso de maraina sisa no anjaranareo eto majunga koa araraoty fa après midi Zay fa Direct Tana koa.✈️
🚀Machine laser professionnel no ampiasanay manala azy tena efficace.
Tsisy effets secondaires ✅, tsy mande rà ✅, tsy mamela trace.✅💯
📍Toerana fandraisan'olona eto majunga Tsaramandroso Akaikin'ny loteriana eto.
Tel: 0341267260 WhatsApp 0329272679.

🆘⛔Aza tara nareo majunga jiaby eto amin'ny Zao mafana be zao,mba te hanao plage, te hanao piscines,te hanao bain de sole...
12/10/2026

🆘⛔Aza tara nareo majunga jiaby eto amin'ny Zao mafana be zao,mba te hanao plage, te hanao piscines,te hanao bain de soleil nefa ny oditra ⚠️
➡️Feno Vergetures
➡️Feno Cicatrice,
➡️Feno tatouage ratsy be anarana exnao sy souvenir ratsy Téo @ fiainano sns?
🗓️Manomboka Androany : izahay mandalo eto majunga,tsindriko tsara mandalo ihany, koa aza misalasala isika jiaby Raha te ho afaka .✅💯
🚀Tecnology avo lenta, machine professionnel tena efficace.
👍Madio sy manala tanteraka ireo voatanisa ireo.🔯☯️☢️
✅Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace.
📩Rendez-vous sur Mp ou WhatsApp 0329272679 na miantso mivantana 0341267260 .
📍Mahajanga eto Akaikin'ny polisy,tongava soa tompoko 🙏

🚀MANALA TATOUAGE sy VERGETURES @ MACHINE LASER  ☣️⛔Ho antsika eto Majunga indray Zao Ny 12 - 13 - 14 - 15 Octobre 2026 h...
07/10/2026

🚀MANALA TATOUAGE sy VERGETURES @ MACHINE LASER ☣️
⛔Ho antsika eto Majunga indray Zao
Ny 12 - 13 - 14 - 15 Octobre 2026 ho avy izao,koa araraoty fa mandalo ihany Zao .
✈️Ho anao te hanala :
➡️Tatouage
➡️Vergetures
➡️Cicatrice, césarienne, acné
➡️Taches amin'ny tare, acné sns...
🆘Tena tsapanao fa lasa tsy mahazo aina ianao manoloana ireo voatanisa eo ambony ireo,te ho afaka mafy satria mahatsiaro fa mijaly miafiafy,tsy sahy manao akanjo fohy2 fa lasa misy Complexé.🥹🙈
☣️Afaka tanteraka Ary miverina madio ny oditra rehefa vita séance.
🚀Tecnology avo lenta tena efficace
✅Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace
FDC Andohatapenaka Akaikin'ny Gastro pizza.☎️ 0341272960 WhatsApp 0329272679
👉De_tatoueur_Mada_oditra_Salama_sy_madio

⛔ Ô re olona! tena mafana tena mafana ty Andro nefa maro amin'ny Vehivavy no feno   vatany ka lasa tsy maintsy mifonofon...
03/10/2026

⛔ Ô re olona! tena mafana tena mafana ty Andro nefa maro amin'ny Vehivavy no feno vatany ka lasa tsy maintsy mifonofono rehefa mivoaka.
👉Ao ireo Feno ny tongotra sy loha Ary tare.☯️🔯☢️☣️
👉Ny sasany feno mahamenatra bé ny vatana nefa olona mba tokony hanakaja ihany,Zao lasa miteraka olona eo asa sy fianakaviana le tatouage.
👉Ao ndray ireo feno Ary lava-davaka ny tare,nefa mba Bogosy sy manajakely ihany tena.
👉Efa misy Vahaolana haingana sady tena efficace machine laser, Micronnedling,C02
🚀Tecnology avo lenta manala sy manadio ny karazana : , tâches mony sns.....❓
🆘Raha mahaliana anao tongava eto @
📍FDC 67 ha Sud Akaikin'ny Gastro pizza
☎️034 12 672 60 WhatsApp032 92 726 79
De_tatoueur_Mada_Oditra_Salama_sy_madio

⛔⚕️Vahaolana tsara ho anao izay te hanala  ,na  ,na  ,na tâches,Panda sy   rehetra mahazo ny oditra ity .☢️☣️☣️☣️⚠️Aza m...
29/09/2026

⛔⚕️Vahaolana tsara ho anao izay te hanala ,na ,na ,na tâches,Panda sy rehetra mahazo ny oditra ity .☢️☣️☣️☣️
⚠️Aza misalasala manantona anay fa Efa misy ny fitaovana professionnel manadio tanteraka ireo voatanisa ireo.☯️🔯☣️♾️
🆘Karakarao ny Oditra fa aza manaiky resy,tsy marina ny filazan'olona fa tsy afaka intsony ireny fa mijanona eo mandram-pahafaty,maro nareo no tsy sahy manao akanjo fohy2,fa menatr'olona,lasa complexé be mihitsy ianao hany ka lasa mifonofono foana na dia mafana be aza ny Andro.🌞🌕
🚀Tecnology avo lenta tena efficace :
✅Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace
📍FDC 67ha sud Akaikin'ny Gastro pizza
☎️034 12 672 60 WhatsApp 032 92 726 79.

🆘⛔Karakarao ny   fa aza havela ho   sy ho   na eo mandram-pahafaty fa ndao hatsaraina.🆘Izahay dia manala ny karazana ola...
22/09/2026

🆘⛔Karakarao ny fa aza havela ho sy ho na eo mandram-pahafaty fa ndao hatsaraina.
🆘Izahay dia manala ny karazana olana misy amin'ny oditra toy ny:
➡️ Tatouage
➡️ Vergetures
➡️ Point noir
➡️ Cicatrice césarienne, acné
➡️Panda
➡️ Tâches rehetra mahazo ny oditra.
izahay dia Mañana fitaovana machine professionnel Tecnology avo lenta tena efficace.
✅ Tsisy effets secondaires
✅Tsy mande rà
✅Tsy mamela trace
⚠️Ho anao manana olana @ ireo voatanisa eo ambony ireo,te ho afaka ianao satria manelingelina anao ilay izy lasa Complexé ianao ,rehefa miseho vahoaka tsy tena hanao akanjo fohy2 fa menatr'olona, dia aza misalasala manantona anay
⚕️Afaka tanteraka Ary tsy miverina intsony rehefa vita séance.🕎🔯☯️
📍FDC 67ha sud Akaikin'ny Gastro pizza
☎️03412 672 60 WhatsApp 0329272679

Address

FDC 67ha Sud
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when De-tatoueur Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share