ZOTO Livraison 2.0

ZOTO Livraison 2.0 Kinga, azo antoka, matihanina

25/05/2026

Hinoana fa nahafinaritra ny fetinareo🍀

🔴Efa mitohy amin'ny asa aman-draharaha indray zahay manomboka rahampitso.

Misokatra ho @ fiaraha-miasa hatrany 🍻
☎️ 0381941303 na mp

Misy antony hafa ankotran'ireto ve no mahatonga ny olona any amin'ny faritra mividy entana bediabe❓❓- mora Ilay entana d...
10/05/2026

Misy antony hafa ankotran'ireto ve no mahatonga ny olona any amin'ny faritra mividy entana bediabe❓❓
- mora Ilay entana dia mividy bediabe zareo
- Atambatra bediabe fa FRAIS iray ihany
- Mbola hivarotra zareo

🍀Fa ataon'ny livreur anay fona eh, ny ekipa koa tsy miala 💪

🔴NB : Ny frais an'ny gona kosa aloha tsy mitovy amin'ilay mahazatra antsika an😉

08/05/2026

repost🔥

03/08/2025

tsy hoe tsy manao publication dia hoe tsy miasa
tsia, miasa mandrakariva 🤝🏽

🍀Ndao hikajy ny tontolo iainana miaraka aminay🍀Aza misalasala intsony fa ankino aminay ny fanatontosana ny livraison ana...
27/03/2025

🍀Ndao hikajy ny tontolo iainana miaraka aminay🍀
Aza misalasala intsony fa ankino aminay ny fanatontosana ny livraison anareo😎

Mba fantatrareo moa fa.....

04/03/2025

‼️Tranga kely niainanay tamn'iny erinandro lasa iny‼️

Nandray antso an-taribihy izahay manao hoe: afaka manao livraison tahaka izao sy izao ve ianareo?

Nivadihan'ilay livreur efa nifampiresaka taminy hono zareo, izany no nahatonga azy ireo niantso anay. Mpivady kely avy any Fianarantsoa (mety tsy de mahalala toerana betsaka eto Tana)

♦️Eny avy hatrany ny valin-teninay. Noraisinay an-tanana ilay izy. 8 colis ilay an'zareo, 1 ihany no tsy vita satria hoe mbola nianatra ilay olona tokony andray azy.♦️

🍀Azonay antoka fa faly izy mivady, azonay antoka ihany koa fa hitohy ny fiaraha-miasa amin'izy ireo na dia efa niverina any Fianarantsoa aza izy ireo🍀

🔥Ianareo koa, aza misalasala miantso ny 0344200673 na mandefa hafatra amin'ny pejy ZOTO Livraison 2.0 . Mbola Misokatra amin'ny fiaraha miasa amin'ny rehetra izahay 🔥

02/03/2025

Pour plus d'infos
♦️Mp ou ☎️ 0344200673

01/03/2025

❌ Tsy miasa ny Sabotsy
🍀 Miasa ny Alahady @ fotoana rehetra

Mp raha misy livraison atao rahampitso any

26/02/2025

🍀Ankino aminay ny fanatontosana ny livraison anareo🍀

23/02/2025

❌ Tsy oe tsy misy ny publication de oe tsy miasa izahay

🔥TSIA, miasa foana izahay

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344200673

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZOTO Livraison 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ZOTO Livraison 2.0:

Share