03/07/2020
♨Minim'aide dia plateforme ahafahana manao business en ligne.
➡MULTI LEVEL MARKETING
➡100%SMARTPHONE
➡PAIEMENT MOBILE MONEY
➡VALABLE A MADAGASCAR
Business maharitra izy ity izay ahafananao mampitombo ny volanao isan'andro na ihany koa isambolana.
💢Izay mety ahazoanao 5.000ar hatramin'ny 80.000ar isanandro.
▪Fidirana membre dia amin'ny alalan'ny fividianana pack.
Mizara ho roa izy io
🔸Pack Premium
Izay natao amin'ny vidiny 20.000ar.
Io pack io dia miaraka amin'ny Boky pdf mizara ho roa ary misafidy iray ianao rehefa tafiditra.
👉BOKY TENY MALAGASY : Misy karazany maro fiompiana,fambolena,spirituel,développement personnel,hypnotisme,sns.....
👉BOKY TENY FRANTSAY: Développement personnel fotsiny 343 isa, izay tsy voatanisa eto mo.
Ny business azo atao ato amin'ny Pack Premium:Vente produit naturelVente pack (amin'ny alalan'ny olona ampidirinao)
Amin'ny pack premium dia mahazo commission
5.000 ar à 40.000ar par produit ianao
8.000ar isakin'ny olona ampidirinao
🔸Pack Vip
Izay natao amin'ny vidiny 55.000ar:
Mitovy ny teo aloha ihany fa miampy CARTE VIP izy io.
eto dia tsy maintsy mila ny mombamomba anao. CIN izanyi.
Ny business azo atao ato amin'ny pack Vip:
Mitovy ny teo aloha ihany koa fa manana tombony amin'ny fahalafosana Produits naturelsVente produit naturel (+carte Vip)
Ny pack Vip dia mahazo
10.000ar à 80.000ar par produit.
♦Misy koa ireo produit hafa izay mbola holazaina ihany amin'ny manaraka
Toy ny:
👉Vente des vetements de mode
👉Vente des produits électroniques(telephone sy ordinateur, sns…)
👉Vente eagle d'or
‼Marihana fa miara miasa amin'ny olona isika ka 40% ny commission omena antsika.
Arak'izany, isakin'ny mahatafiditra olona isika na mahalafo produit dia mahazo ilay commission.
✅Ireo commission ireo dia azo raisina avy hatrany isakin'ny mahatafiditra membre vaovao na mahalafo produit