Velo Livraison

Velo Livraison Nous appartenons à la génération "transport" et maîtrisons l'art de la livraison à Antananarivo

Miarahaba tompoko! :)Ito atolotray anareo ny andro tsy hiasanay ny amin'ny volana ho avy izao; dia ny 02-03-04 Septambra...
30/08/2022

Miarahaba tompoko! :)
Ito atolotray anareo ny andro tsy hiasanay ny amin'ny volana ho avy izao; dia ny 02-03-04 Septambra 2022 noho ny antony fanatsarana ny fitaovam-pitaterana!
Miverina miasa izahay ny 05 Septambra 2022

Velo Livraison dia maneho ny fialan-tsiny sahady amin'ny fanelingelenana mety ho aterak'izany

Iza no namakô?!!!😹Tongava Mp izay namanay mahita an'ito publication ito androany fa hahazo fanomezana daholo🤗!Mirary Sab...
30/07/2022

Iza no namakô?!!!😹
Tongava Mp izay namanay mahita an'ito publication ito androany fa hahazo fanomezana daholo🤗!
Mirary Sabotsy finaritra ho antsika rehetra!!

Lita: "Bjr,Misy livraison saika ho atao izay rahampitso fa tsy tiako ho fantatr'ilay olona hoe avy aty amiko,😰 En fait, ...
21/07/2022

Lita: "Bjr,Misy livraison saika ho atao izay rahampitso fa tsy tiako ho fantatr'ilay olona hoe avy aty amiko,😰 En fait, cadeau ilay izy! afaka ataonareo ve?🥹"
Velo Livraison: "Salama oh! :) oui oui!!..

Oufff...🥵🥵Manoloana ny fiakaran'ny zavatra rehetra amin'izao fotoana dia nivory ny STAFF omaly ny amin'ny hoe "Ho ampiak...
15/07/2022

Oufff...🥵🥵
Manoloana ny fiakaran'ny zavatra rehetra amin'izao fotoana dia nivory ny STAFF omaly ny amin'ny hoe "Ho ampiakarina ihany koa ve ny tarifs-nay sa ny tolotra no asiana karazany!"...Ary tapaka tamin'izay fa.......🥹

Tic-tac Tic-tac!!!!!Manomana zava-baovao sy fiovana ho anareo izahay fa........!!!🤩🤩🤩
06/07/2022

Tic-tac Tic-tac!!!!!
Manomana zava-baovao sy fiovana ho anareo izahay fa........!!!🤩🤩🤩

Mirary fetin'ny Fahaleovan-tena finaritra ho antsika rehetra sahady izahay!!🥰🥰🥰
21/06/2022

Mirary fetin'ny Fahaleovan-tena finaritra ho antsika rehetra sahady izahay!!🥰🥰🥰

10/06/2022

Tanjonay ny ho 100%!!!!
Fankasitrahana feno no atolotray ho anareo, nanaiky ny hiara-dàlana taminay, ahafahanay manome ny tsara indrindra hatrany ho fanomezana fahafaham-po ho anareo! :) Misaotra tompoko

Ho fandraisanay anjara manoloana ny fiovaovan'ny toetr'andro misy, sy ny "Ambotaka" beeee  😎 eto Antananarivo dia nisafi...
30/05/2022

Ho fandraisanay anjara manoloana ny fiovaovan'ny toetr'andro misy, sy ny "Ambotaka" beeee 😎 eto Antananarivo dia nisafidy manokana izahay ny fitaterana ekolojika: tsy vitan'ny hoe manatsara ny "habaka an-tanàn-dehibe" (l’espace urbain), fa koa manaitra ny sain'ny besinimaro izahay amin'ny fanajana ny tontolo iainana! 🥹

Akaiky ny fetin'ny Reny!!!!!!😍Andao hiaraka hanolotra fanomezana tsara indrindra sy mendrika ho azy!!🤗🤗
24/05/2022

Akaiky ny fetin'ny Reny!!!!!!😍
Andao hiaraka hanolotra fanomezana tsara indrindra sy mendrika ho azy!!🤗🤗

Tsotsotra kely toy izao foana ny fomba fiasanay!! 🥰Azonareo atao ny tsy mandefa "commande" raha tsy 22h59 satria dia 23H...
15/05/2022

Tsotsotra kely toy izao foana ny fomba fiasanay!! 🥰
Azonareo atao ny tsy mandefa "commande" raha tsy 22h59 satria dia 23H izahay no mifarana tsy mandray intsony!!!!!😂😂😂😂

Inona indrayyyy ary no tsy nety nataonay!!!!!🙁🥵
07/05/2022

Inona indrayyyy ary no tsy nety nataonay!!!!!🙁🥵

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!!! 🤩🤩
29/04/2022

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!!! 🤩🤩

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261343665155

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Velo Livraison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Velo Livraison:

Share