Mailomailo

Mailomailo Mailo Mailo

😅
20/02/2026

😅

- Faly be aho akia izany ! Hihihi🥰- Fa misy inona akia ? - Haindry i Mathieu ? Ilay bandy avy any amin'ny « ville » iny ...
22/12/2025

- Faly be aho akia izany ! Hihihi🥰
- Fa misy inona akia ?
- Haindry i Mathieu ? Ilay bandy avy any amin'ny « ville » iny ? Ilay manao vacances mipetraka atsy andrefa-trano e
Miaraka amiko anie izy iny izao e ! Hihihi🥰
- Izany an !😱
- Eny akia a, nangataka RS tamiko izy fa tena tia ahy hono ary za irery hono no tena tiny dia nomeko azy ny fahadiovako satria izaho koa ny vehivavy niaraka natory taminy voalohany ! 😍😍😍
- Dain ! Jiolahimboto bé iny vé ?🤧 Iza no sipa tsy kotikotin'iny eto.
- Marina e ! 🥰🥰😍🤩

- Fa....Ahoana koa aloha no anaovandry azy fa indry no vehivavy niaraka taminy voalohany e ? Nefa araky ny henoko efa betsaka ny sipa niarahan'iny natory teto Zay a😏
- Ka mbola mifono « sachet » akia ny azy tamin’izahay niaraka tamin’ny omaly hariva a !
-Fa mifono « sachet » ahoana koa akia?
-Tena mbola misy fonony tsara mihitsy e, « sachet »malamalama izay🥰🥰 Izaho mihitsy aza no nanala ny « sachet » tamin'ny azy rehefa vita ny nataonay🥰

- Nampiasa préservatif akia izy raha izany fa tsy vaovao izany akory ny azy a ?
- Prezerva inona an ? Inona koa izany ?
- Kapaoty e ! Fimailo ! Fiarovana amin'ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo.😅😂😂

(Indrana, tsara ny zavatra vaovao mbola mifono « sachet » fa na izany aza tsy tsara ny mora abadoana)

22/12/2025

Tsy hoe ny vehivavy iray mahia de hoe mijaly foana 🙄
Fa mety reraka manisa vola izy 😏

15/10/2025

Teny kely farany ho azy e�

Viloma prezda ��

13/10/2025

Izany ry ny tenin'ny flou 🙏😅

13/10/2025

Otrany mitovy 'ilay firenena koa ny miandry an'taroby🙌🤧

13/10/2025
12/10/2025

Tokony mba mahay maka lesona izay rehetra ho tonga eo:
Amiral nadaboky ny mpivarotra yaourt, ny mpivarotra yaourt nazerany Dj,Dj nadabokin' i zaza Mpianatra

Mifona eh 😂
09/10/2025

Mifona eh 😂

Fahatapahan dalana : ‼️Mahazo mandeha ny mpianatra fa tsy mahazo mandeha ny mpanatitra , ‼️Mahazo miditra ny mpiasa fa n...
09/10/2025

Fahatapahan dalana :
‼️Mahazo mandeha ny mpianatra fa tsy mahazo mandeha ny mpanatitra ,

‼️Mahazo miditra ny mpiasa fa ny tsena tsy misokatra ,

‼️Mahazo mivarotra ny resto fa ny client hisakafo tsy tafiditra ( cas centre ville Arcadia) ,

‼️Ny taxibe tonga eo am barrage dia miverina , eo daholo ny olona no miala .

❌❌Tsy misy fampilazana ny lalana tapaka oe aiza sy aiza fa efa tonga eo am sakana zay vo asaina miverina , tsy misy fanorona oe ary na ary lalana fa tonga d betroka be oe tsisy lalana fa miverina ❌❌….

Misangojy be nareo fa mba mivoria aloa na ataovy mandeha sy mifankahazo le radio fa manakorotana … misaotra

✍ Tatle

08/10/2025

Rehefa maharesy eo Barea rahariva, samia mivoaka mitondra sarom-bilany sy sifflet.Eny @13 Mai ny fotoana tonga dia mitohy grevy 😅

07/10/2025

« Hanamafy ny Filaminam-bahoaka sy ny tany tan-dalàna. »
Andry RAJOELINA 😂

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mailomailo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share