ILO Consulting

ILO Consulting Interpreting and translating.

Language, language, language!
30/05/2020

Language, language, language!

Mba hisoroana ny tranga toy izao nl antom-pisian'ny Ilo Consulting.
26/05/2020

Mba hisoroana ny tranga toy izao nl antom-pisian'ny Ilo Consulting.

Overcoming Language Barriers!
26/05/2020

Overcoming Language Barriers!

21/05/2020
What are you doing in your kitchen?
19/05/2020

What are you doing in your kitchen?

Don't forget to be flawsome 😉
18/05/2020

Don't forget to be flawsome 😉

Andao hararaotina izao fotoana hananantsika izao hianarana teny Anglisy! Izahay dia manolotra cours particuliers ka aza ...
17/05/2020

Andao hararaotina izao fotoana hananantsika izao hianarana teny Anglisy!
Izahay dia manolotra cours particuliers ka aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.
Araho hatrany ny pejy!

Mila manana fikirizana.
29/04/2020

Mila manana fikirizana.

🇺🇸< TENY ANGLISY : NY FOMBA NAHOMBIAZANAY >🇺🇸

Somary nangingina kely izahay teto amin’ny HelpEd nandritr’izay fotoana elaela izay, saingy mikaroka hatrany kosa izay fomba ahafahana manao ny fanabeazana ho laharam-pahamehana eto Madagasikara.

Misy torohevitra faramparany ireto hamaranantsika tanteraka ny lohahevitra momba ny teny Anglisy, saingy hiezaka hatrany izahay hitondra aminareo ireo fomba mahomby entina mianatra izany teny izany.

Efa voalaza im-betsaka teo ihany ireto torohevitra avy amin’I Fanilo Sedera Soloarimino ireto, saingy mety efa hadinodinontsika ihany, ka ndeha hamafisina.
Raha ny traikefany manokana hoy izy dia :
- Tsy tokony hatahotra manao fahadisoana.
- Mila mieritreritra amin’ny teny Anglisy, ary miresaka amin’ny tenanao ihany koa.
- Mila mihaino hira amin’ny teny Anglisy sy mijery oronantsary amin’ny teny Anglisy.

Misaotra azy isika nizara izany torohevitra izany.



Stay safe, guys!
25/03/2020

Stay safe, guys!

A new word.
21/03/2020

A new word.

Address

Madagascarse
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ILO Consulting posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share