13/05/2026
🛑RAHAPITSO 14 MAI 2026🛑
🔥 TOLOTRA MANOKANA HO AMIN’ITY VOLANA ITY 🔥
Aza adino ity fotoana tsy fahita firy ity!
MIHENA 50% BE IZAY NY FRAIS DE CONSULTATION
📅 Rahapitso 14 Mey 2026 ihany
💼 Torohevitra ara-dalàna amin'ny sarany tena mora indrindra.
Raha maka rendez-vous ianao dia mihena hatrany amin'ny 50% ny frais de consultation anao.
FEPETRA:
🛑 Maka rendez vous ao amin'ny hafatra miafina na miantso avy hatrany.
Koa aza misalasala ary fa vonona hanampy anao izahay raha:
❓ Manana olana momban'ny lalàna ianao
❓Na Misy fanontaniana momba ny fifanarahana, adidy, na lalàna sivily manahiran-tsaina anao
⚖️ Torohevitra azo itokisana sy manampy anao handray fanapahan-kevitra tsara no atolotray.
⏰ Andro iray monja — aza tara!
🔔 14 Mey 2026 ihany no manan-kery ity tolotra ity
'ny sarany tena mora #