ÉSO - Évolue Si On

ÉSO - Évolue Si On On peut être une personne évoluée si on essaie et applique.

Apprenez efficacement l'anglais avec nous!!.Hey guys.Ho anao te ahafehy haingana sy liana amin'ny fianarana ny teny angl...
29/07/2022

Apprenez efficacement l'anglais avec nous!!.
Hey guys.
Ho anao te ahafehy haingana sy liana amin'ny fianarana ny teny anglais Américain!!
➡️Ndao indray ary fa misokatra indray ny fisoratana anarana .Na ho an'ny ankizy na ho an'ny lehibe.
➡️Marobe ireo activités hitanao ao , méthodes hafa kely sy mora ahaizana haingana. ➡️Pratique💯 à 100%.2semaines fotsiny dia mahatsapa misy fivoarana bé satria ny mpampianatra efa tena matianina no mandray anao !!.
➡️Résultats tena nahafa-pò💯 no nivoahan'ireo teo aloha rehetra, tsy ho latsa-danja amin'izany koa ianao io.
➡️Tsy ho ambakan'ny hafa ary tsy mena-mitaha amin'ny hafa ny fahaizanao.
➡️Misy ihany koa ny en ligne ho anareo lavitra nefa te hahomby tanteraka amin'izany fianarana izany.
Pour s'inscrire, veuillez nous joindre en Mp ou contactez -nous directement sur 0344771510 pour la réservation de place.place très limitée

"Andrianiko ny teniko🇲🇬,ny an'ny hafa koa feheziko 🇺🇸".🌐🔜ARARAOTY ARY !!👌🌐⚓🇺🇸 Maniry ny hahay teny anglisy 🇺🇸 haingana v...
10/04/2022

"Andrianiko ny teniko🇲🇬,ny an'ny hafa koa feheziko 🇺🇸".
🌐🔜ARARAOTY ARY !!👌
🌐⚓🇺🇸 Maniry ny hahay teny anglisy 🇺🇸 haingana ve ianao ve ianao na te hivoatra sy hahazo vokatra tsara ??!
Tombony ho anao :💪👍
🔜 Pratique orale à 💯💯
🔜 Suivie de près isaky ny mpianatra
🔜 Tolotra stage avy hatrany ho an'ireo misongadina "chalenge".
🔜Tsy mihoatra ny 10/séance ny effectifs mpianatra.
🌐 Tadidio fa "lreo mahafehy teny vahiny tsy very mandeha izany !!!"💪👍⚓.
Infos ou inscription :🇺🇸⚓
MP ou Contact 0344771510🧭⚓🇺🇸

"Andrianiko ny teniko🇲🇬,ny an'ny hafa koa feheziko🇺🇸".    🌐🔜   ARARAOTY ARY!!👌🧭⚓🇺🇸Maniry ny hahay teny anglisy 🇺🇸haingan...
10/04/2022

"Andrianiko ny teniko🇲🇬,ny an'ny hafa koa feheziko🇺🇸".
🌐🔜 ARARAOTY ARY!!👌
🧭⚓🇺🇸Maniry ny hahay teny anglisy 🇺🇸haingana ve ianao na te hivoatra sy hahazo vokatra tsara??!"
Tombony ho anao:💪👍
🔜Pratique orale à 💯/💯.
🔜Suivie de près isaky ny mpianatra.
🔜Tolotra stage avy hatrany ho an'ireo misongadina "Chalenge"
🔜Tsy mihoatra ny 10/séance ny effectifs n'ny mpianatra.
↔️🌐Tadidio fa "lreo mahafehy teny vahiny tsy very mandeha izany!!!" 💪👍⚓
Infos ou inscription :🇺🇸⚓
MP ou contact 0344771510.🧭⚓🇺🇸

👉🇺🇸🇺🇸Ho anao te hianatra sy hivoatra amin'ny teny anglisy🇺🇸🇺🇸💪👌.Araraoty fa tombotsoa bé ho anao ity!!!!Tanjonay ianao m...
25/01/2022

👉🇺🇸🇺🇸Ho anao te hianatra sy hivoatra amin'ny teny anglisy🇺🇸🇺🇸💪👌.
Araraoty fa tombotsoa bé ho anao ity!!!!
Tanjonay ianao mahay!!!!👩‍🎓👩‍🏫
Tadidio :" lreo mahafehy teny vahiny,tsy very mandeha izany."💪👌🥰
Infos ou inscription:
Mp ou contact 0347751970.

Address

Analamanga
Antananarivo

Telephone

+261347751970

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ÉSO - Évolue Si On posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share