3AJM Association pour Assister l'Avenir des Jeunes à Madagasikara,

13/08/2025

Aza miandry foana hoe hisy hihantra anao,na halahelo anao amin'ny fiainana.
Fa miezaha amin'izay kely misy.

19/06/2022

Joyeux fête à tous les père de la 3AJM,
Aza kivy isika miandry manana faharetana

Andao hianatra informatique isika ,,Amin'ny sarany mora de mora Dia afaka mahavoafehy ny informatique bureautique isika ...
23/04/2022

Andao hianatra informatique isika ,,
Amin'ny sarany mora de mora Dia afaka mahavoafehy ny informatique bureautique isika rehetra,
Araraoty Ary fa mikarakara formation ny 3AJM

Iza ndray Ary ilay Mbola tsy mahay mihintsy na tia hanamafy ny traikefa efa misy e,,Aty ny maso ary
14/04/2022

Iza ndray Ary ilay Mbola tsy mahay mihintsy na tia hanamafy ny traikefa efa misy e,,

Aty ny maso ary

Mankasitrak ireo rehetra nifanome tanana tamin'ny fambolen-kazo androany izay notanterahan'ny Association pour Assister ...
19/02/2022

Mankasitrak ireo rehetra nifanome tanana tamin'ny fambolen-kazo androany izay notanterahan'ny Association pour Assister l'Avenir des Jeunes à Madagasikara n'a 3AJM tany Ambalavao Ambatofotsy,
Ny Tompo hitantana antsika rehetra Ary handroso hatrany anie ny association antsika,
Mitoy n'y asa Ary ts mijanona raha tsy tratra ny tanjontsika..
0% ny tahan'ny tsy an'asa eto Madagasikara,,
Andao hiara hientana Ary isika rehetra,
""3AJM ,,Tsy maintsy tafita!!!"""

Salama daholo isika Malagasy rehetra,Ny Association pour Assister l'Avenir des Jeunes à Madagasikara (3AJM ) dia hanatan...
13/02/2022

Salama daholo isika Malagasy rehetra,
Ny Association pour Assister l'Avenir des Jeunes à Madagasikara (3AJM ) dia hanatanteraka fambolen-kazo amin'ny 19 febroary 2022 hoavy izao,
Koa manentana antsika tanora Malagasy rehetra, indrindra isika mpikambana ao amin'ny association MBA ho Tonga hanatevindaharana anay amin'izany,
Tanjona diaMadagasikara Nosy maintso, Ary mahatamana antsika,
Ny fanaovana n'y lavaka hambolena izany hazo izany moa Dia efa notanterahan'ny bureau rehetra omaly 12 febroary 2022 n'y m fandavahana azy,
Andao hientana ry tanora, fa ny rivotra tsara mahasalama ary ho nosy maintso i Madagasikara.
Mankasitraka indrindra tompoko .

07/02/2022

Association pour assister l'avenir des Jeunes à Madagascar (3AJM)
" Notre avenir, c'est notre priorité "

Abonné la page et partage max😊

Abonné la page👍
03/02/2022

Abonné la page👍

03/02/2022

Miarahaba antsika rehetra izay efa abonnée ato amin'ny page 3AJM.
Mangataka fiarahamiasa amin-tsika izay efa ato mba hi-invité ny namana mba ho maro ny mpanaraka ny page.
Misaotra ny fiarahamiasa sahady tompoko!

Ny, Association pour Assister llAvenir des jeunes à Madagasikara Dia mirary fiarahamiasa avy amitsika Malagasy tsy ankan...
02/02/2022

Ny, Association pour Assister llAvenir des jeunes à Madagasikara Dia mirary fiarahamiasa avy amitsika Malagasy tsy ankanavaka,
Indrindra hoanao izay maniry ny hampivoatra ny tanora Malagasy amin'ny lafiny arak'asa Dia manaitra anao izahay fa Tonga n'y fotoana hifanomezantsika tanana hoan'ireo tanorantsika ireo ankeitriny.
Ry tanora, aza miraviravy tanana fa andao ho trandrahana n'y talenta , andao hatambatra n'y hery ho fampivoarana n'y toekarena eto amitsika satria isika tanora no Andry hiankinan'ny hoavin'ity firenena inty.
Ry mpitondra fanjakana, ampio n'y tanora amin'ny ezaka izay ataony ho fanomezan'asa ireo tanora namana, efa eto n'y association 3AJM vonona hifanome tanana aminareo, koa amin'izany Dia n'y herinay no hampiraisinay amin'ny herinareo Dia hoafaka n'y chômage eto amitsika,
Manana n'y vinan'asanay izahay amin'izany fanomezan'asa n'y tanora izany koa alao hery tompoko izany fikasanay izany.
Tsy sanatria hanao deffi n'y fitondran fa tena hifanampy aminy amin'ny fanomezan asa n'y tanora,
"" N'y tao trano tsy hefany irery, """
Misaotra tompoko.
Mifohaza ry tanora namako fa aza variana ,

Address

Antananarivo

Telephone

+261340433392

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 3AJM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share