CLUB A Ankazomanga

CLUB A Ankazomanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CLUB A Ankazomanga, Business Center, Tana 101, Antananarivo.

Faly Miarahaba an'i Setra Tsihoarana isika amin'izao fitsingerena ny taona nahaterahany izao.. Lateral droite an'ny CLUB...
24/04/2026

Faly Miarahaba an'i Setra Tsihoarana isika amin'izao fitsingerena ny taona nahaterahany izao..
Lateral droite an'ny CLUB A izy
Andeh hiaraka hirary soa azy isika 😊🥳

Nohon'ny sompatra kely madinika dia nisy nipirate ary nangalatra ny pejy teo aloha💔💔, ka indro ny pejy vaovao hizarana a...
14/04/2026

Nohon'ny sompatra kely madinika dia nisy nipirate ary nangalatra ny pejy teo aloha💔💔, ka indro ny pejy vaovao hizarana amintsika mpankafy ny ekipa indray ireo vaovao maro samihafa momba ny lalao sy ny fandaharam-potoanan'ny ekipa...
Asao ary ny namanao mba hi abonnés ny page🙏🙏

Mijoro hatrany ny CLUB A Ankazomanga

Hoan'ny Baolina kitra
Hoan'ny Tanàna ⚽🙏✊
____________________________________

Suite à une petite erreur, quelqu'un a piraté et volé l'ancienne page 💔💔. Voici donc la page pour partager avec vous, les fans de l'équipe, diverses actualités concernant les matchs et le calendrier... Abonnez-vous à la page ! 🙏🙏

Le CLUB A Ankazomanga est toujours debout

Pour le football
Pour le quartier

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CLUB A Ankazomanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share