Fah-Te Shopping

Fah-Te Shopping Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fah-Te Shopping, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

Disponible sur commande matière Coton
14/08/2026

Disponible sur commande

matière Coton

disponible de suite Ho anao izay mitady t-shirt misy tenin'andriamanitra afaka miaraka miasa aminao izahay Na Fiangonana...
05/08/2026

disponible de suite

Ho anao izay mitady t-shirt misy tenin'andriamanitra afaka miaraka miasa aminao izahay
Na Fiangonana
Na Fikambanana
Na Olontsotra

Manasa anao andefa hafatra miafina

05/08/2026
05/08/2026
disponible de suite
05/08/2026

disponible de suite

Ho anao Izay mitady kilalao ho an'ny zazakely ito Zao misy tsara kalitao Sady mahafatifaty kely
23/07/2026

Ho anao Izay mitady kilalao ho an'ny zazakely

ito Zao misy tsara kalitao Sady mahafatifaty kely

Ho anao izay mitady fitaovana tsara sy azo antoka
22/07/2026

Ho anao izay mitady fitaovana tsara sy azo antoka

Ho anao izay mitady fitaovana azo antoka sy tsara kalitao izahay dia manana tolotra miavaka ho anao
20/07/2026

Ho anao izay mitady fitaovana azo antoka sy tsara kalitao

izahay dia manana tolotra miavaka ho anao

🌈🥤 GOURDE ENFANT MISY TADINY – NOUVEAU MODÈLE 🥤🌈Ataovy mora sy mahafinaritra ny fisotroan'ny ankizy! 💙🩷✨ Misy sary maro ...
18/07/2026

🌈🥤 GOURDE ENFANT MISY TADINY – NOUVEAU MODÈLE 🥤🌈

Ataovy mora sy mahafinaritra ny fisotroan'ny ankizy! 💙🩷

✨ Misy sary maro azo isafidianana:
🐰 Lapin
• 🐨 Koala
• 🦖 Dino
• 🎀 Hello Kitty
• 🐻Lotso
• Kuromi sy maro hafa.

✅ Matière plastique
✅ Misy tadiny mora entina
✅Bouchon anti-fuite
✅ Tsara ho an'ny sekoly, promenade, na isan'andro.

💰 Vidiny :
🔹 Détail : 13.000 Ar
🔹 Gros : 10.000 Ar
🔹 Carton (30 pcs) : 9.000 Ar/pc ➜ 270.000 Ar ny carton.

📦 Misy stock! 📩 Midira MP raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny.

💖 Loko sy modèle maro, fa voafetra ny stock ka aza tara!

✨🥤 Ireto ny karazana gourde misy ato aminay e! 🌹🌹✅ Misy misy tady ary misy tsy misy tady💰 Vidiny manomboka amin'ny 10.00...
18/07/2026

✨🥤 Ireto ny karazana gourde misy ato aminay e! 🌹🌹

✅ Misy misy tady ary misy tsy misy tady
💰 Vidiny manomboka amin'ny 10.000Ar monja hatramin'ny 35.000ar
📦 Misy prix de gros ho an'izay maka betsaka
📦 40 pcs ny carton

⚠️ Aza miandry ela fa lasa haingana be ny stock! Matetika ianao mbola manontany hoe "aiza ny lieu?" dia ny hafa efa namandrika sy naka sahady. 😍

💌 Alefaso MP dieny izao fa sao tratran'ny "lany stock" ianao! 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fah-Te Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share