Oky.mg

Oky.mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oky.mg, Wholesale & Supply Store, IVB 11AB Andravoahangy, .

21/03/2026
Tontolon'ny sarimihetsika..Nodimandry teo amin'ny hafa 86 i Chuck Norris, mpilalao sarimihetsika malaza amin'ny horonant...
20/03/2026

Tontolon'ny sarimihetsika..

Nodimandry teo amin'ny hafa 86 i Chuck Norris, mpilalao sarimihetsika malaza amin'ny horonantsary action.
Ny fianakaviany no namoaka ny vaovao.

mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviany sy ny namany rehetra.

Oky.mg

!!Ilay 1000 Ariary mahalasa saina!!'Ndeha mba iresaka kely.Tsy hoe hitondra vola be amin'ny gony akory isika raha handeh...
19/03/2026

!!Ilay 1000 Ariary mahalasa saina!!
'Ndeha mba iresaka kely.

Tsy hoe hitondra vola be amin'ny gony akory isika raha handeha hividy telephone fa mitovy ny mitondra vola 500 000Ar ihany ilay izy...

raha hividy telephone Samsung A16 ato aminay ianao, amin'ny vidiny 420 000Ar ankehitriny, dia ho lasa vola 1000 x 20 = 20 000Ar izany no vola entinao. satria dia ÷20 avokoa ny vola rehetra misy ankehitriny, ary ÷20 daholo ihany koa ny vidin'entana...
mazava amintsika ve?

araho hatrany ary ny page Oky.mg

Ho antsika mpakafy ny ekipam-pirenena Malagasymanana lalao aram-pirahalahiana  isika, koa aza adino🚨Fenêtre FIFA - Mars ...
18/03/2026

Ho antsika mpakafy ny ekipam-pirenena Malagasy

manana lalao aram-pirahalahiana isika, koa aza adino

🚨Fenêtre FIFA - Mars 2026🚨
📍𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱
KIRGHIZISTAN🇰🇬 🆚 🇲🇬MADAGASCAR
🗓: 28 mars 2026
🏟: Calista Sports Center Belek - Turquie
⏱: Heure à confirmer
--------------------------------------------------
GUINEE EQUATORIALE🇬🇶 🆚 🇲🇬MADAGASCAR
🗓: 31 mars 2026
🏟: Emir Complex - Turquie
⏱: Heure à confirmer

araho hatrany ny page Oky.mg
mba hisitrahanao ireo tolotra maro, sy vaovao isan-karazany.

Hey😍Ambanimbany ny feon'ny TV, na Ordi anao?ity no vahaolana mety aminao👌SPEAKR HT-09tsara son be, izy ityary mazava tsa...
18/03/2026

Hey😍
Ambanimbany ny feon'ny TV, na Ordi anao?
ity no vahaolana mety aminao👌
SPEAKR HT-09
tsara son be, izy ity
ary mazava tsara ny feony...
koa miavia malaky ro lahy e🥰
vidiny mirary hatrany : 40 000Ar

toerana: Andravoahangy
ambanin'ny Look's...
contact: 038 11 078 Oky.mg.mg
"Votre satisfaction est notre priorité"

Ny BFM na ny Banky Foiben'iMadagasikara, dia manana eritreritra ny hametra ny mari-bola ho ambony indrindra ho 1000Ar.iz...
18/03/2026

Ny BFM na ny Banky Foiben'iMadagasikara, dia manana eritreritra ny hametra ny mari-bola ho ambony indrindra ho 1000Ar.
izany hoe: ho foanana izany ny, 2000Ar 5000Ar, 10 000Ar, 20 000Ar.
fa apetraka ho 1000Ar ny zokiny indrindra.

Ahoana ny hevitrao?
Oky.mg

Manette Xbox, fillaire, mety amin'ny PCPrix: 50 000ArLieu: Andravoahangy ambanin'ny Look'sOky.mg
18/03/2026

Manette Xbox, fillaire, mety amin'ny PC
Prix: 50 000Ar
Lieu: Andravoahangy ambanin'ny Look's
Oky.mg

Vaovao any ivelanymba fantatrao moa?Raha tompondakan'i Afrika i Senegal tamin'ny fifaninanana Can farany teo, dia niova ...
18/03/2026

Vaovao any ivelany

mba fantatrao moa?
Raha tompondakan'i Afrika i Senegal
tamin'ny fifaninanana Can farany teo, dia niova ho Maroc, tampoka indray izany noho ireto antony ireto:

🔥Nitsimbadika ny voka-daolao, nitsimbadika ny tantara. Lasa i Maroc indray no nandresy tamin'ny fa tsy i Sénégal satria nampihatra ny ny CAF. Rehefa mivoaka ny kianja ny ekipa iray kanefa tsy nahazo alalana tamin'ny mpitsara dia naman'ny resy 3-0 avy hatrany, izay no voalazan'ny lalàna ka izay no nampiharina.

✅Tsy i Sénégal intsony izany no tompondakan'i Afrika fa i Maroc.
Abonneo hatrany ny page
Oky.mg

17/03/2026

Manette xbox 360°
50 000Ar

MANETTE XBOX 360°Vaovao sous cartonafaka ampiasaina amin'ny système windowsPrix: 50 000Arlieu: Andravoahangy ambanin'ny ...
17/03/2026

MANETTE XBOX 360°
Vaovao sous carton
afaka ampiasaina amin'ny système windows
Prix: 50 000Ar
lieu: Andravoahangy ambanin'ny Look's

coucou👋Ity indray ny arrivage 😍samsung galaxy A16🫶4giga ram👍128giga memoire💯battery 5000mAh💪apn tena ⚡💥version 16👌duos🥰P...
16/03/2026

coucou👋
Ity indray ny arrivage 😍
samsung galaxy A16🫶
4giga ram👍
128giga memoire💯
battery 5000mAh💪
apn tena ⚡💥
version 16👌
duos🥰
Prix mirary: 450 000Ar
très bonne occasion de Comores

Address

IVB 11AB Andravoahangy

101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oky.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Oky.mg:

  • Want your business to be the top-listed Business?

Share