SANI+ Vente des produit cosmetiques

Ato zay o, 😍 Mbola tsy mifarana ny hetsika raha tsy @ sabotsy 24.Tongava maro Stand n4 zaridaina AntaninareninaVavahady ...
22/06/2023

Ato zay o, 😍

Mbola tsy mifarana ny hetsika raha tsy @ sabotsy 24.
Tongava maro
Stand n4 zaridaina Antaninarenina
Vavahady atsimo ny eo @ gare SOARANO.

salama e👋 Toerana roa no misy antsika  erinandro ity ankoatry ny point de vente mahazatra anao. Saniplus mandray anjara ...
21/06/2023

salama e👋

Toerana roa no misy antsika erinandro ity ankoatry ny point de vente mahazatra anao.

Saniplus mandray anjara @ kanton' i Gasikara eo @ zaridaina Antaninarenina stand n4

Misy ihany koa eo @ gare soarano eo @ vavahady atsimo .

Tongava maro fa tsy misy vidimpidirana, hisy promotion koa eny antoerana.
21-22-23-24juin

  Point de vente :1- Meteo Ampasapito ampitan' ny arret bus 178 mandeha Andraisoro2- Tahala Rarihasina Analakely ao @ ar...
21/04/2023




Point de vente :
1- Meteo Ampasapito ampitan' ny arret bus 178 mandeha Andraisoro
2- Tahala Rarihasina Analakely ao @ art Malagasy.

🔥Manavy  , mangotsongotsoka, mikohaka , voan' ny sery .🔥Misy fanaintainana, marary nify, hozatra mivokonaBAUME SANTE SAN...
20/04/2023

🔥Manavy , mangotsongotsoka, mikohaka , voan' ny sery .
🔥Misy fanaintainana, marary nify, hozatra mivokona

BAUME SANTE SANIPLUS .
Kely dia mandaitra : anti viral , anti fongique, anti inflamatoire , anti bacterien

Dispo en 2 format
PM 3000ar
GM 6000ar

👉Ampasapito ampitan' ny arret bus Andraisoro
👉Tahala rarihasina Analakely ao @ art Malagasy

FOTOANA MANARAKA 🔥Varotra , fampiratina ny vokatra Saniplus eo @ zaridaina Antaninarenina stand n4 ny 26/27/28/29 Avril ...
20/04/2023

FOTOANA MANARAKA

🔥Varotra , fampiratina ny vokatra Saniplus eo @ zaridaina Antaninarenina stand n4 ny 26/27/28/29 Avril hoavy izao.

Tongava maro fa tsy misy ny vidimpidirana , vokatra @ vidiny mirary.

Salama e👋👋Rehefa elaela tsy niona isika tety analakely dia indro ampahafatarina anareo indray ny fiverenan' ny saniplus ...
15/04/2023

Salama e👋👋
Rehefa elaela tsy niona isika tety analakely dia indro ampahafatarina anareo indray ny fiverenan' ny saniplus ao @ Tahala Rarihasina Analakely. 😍

Tongava maro ary manomboka izao e.
Contact commercial ao @ tahala 0343757525.

creme coiffante Ingredient tsitafototra, glycerine vegetal, cire d' abeil Mampaniry, manamandina, mety @ karazambolo reh...
12/04/2023

creme coiffante

Ingredient tsitafototra, glycerine vegetal, cire d' abeil

Mampaniry, manamandina, mety @ karazambolo rehetra indrindra ny volo maina

Masque capillaire Nourissant, hydratant , demelant Pour cheveux sec et tres abimE
03/04/2023

Masque capillaire

Nourissant, hydratant , demelant

Pour cheveux sec et tres abimE

shampooing ravingoavy Anti chute , anti pelluculaire Pour tout type de cheveux
31/03/2023

shampooing ravingoavy

Anti chute , anti pelluculaire

Pour tout type de cheveux

31/03/2023
Lotion capillaire a base de girofle Ahosotra amin ny hodidoha mainaFonosana 25min vao kobaninaAtao isaky ny 2jours Mampn...
30/03/2023

Lotion capillaire a base de girofle

Ahosotra amin ny hodidoha maina
Fonosana 25min vao kobanina
Atao isaky ny 2jours

Mampniry volo sola, mampijanona fihitsanan ny volo, manala angadrano

Address

ROND POINT METEO
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SANI+ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SANI+:

Share