Les savons Rohy

Les savons Rohy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les savons Rohy, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

Salama daoly e Liquides vaisselle Rohy Citron , 1l na 500ml Mandroatra tsara Manadio ,vita malagasy ✅▶️Alefaso commande ...
16/09/2025

Salama daoly e

Liquides vaisselle Rohy
Citron , 1l na 500ml

Mandroatra tsara
Manadio ,vita malagasy ✅

▶️Alefaso commande ary

📳038 07 312 48

Mandray commande izahay -savon liquide -savon solide Manjifa ho anareo rehetra,Alefaso commande ary 🙂Vita malagasy 038 0...
15/09/2025

Mandray commande izahay
-savon liquide
-savon solide

Manjifa ho anareo rehetra,
Alefaso commande ary 🙂

Vita malagasy

038 07 312 48

Faly izahay miarahaba anareo androany 🙂Ary manasa anareo hizaha ny vokatra ato aminay Manampy anareo any an-tokantrano 🍽...
12/09/2025

Faly izahay miarahaba anareo androany 🙂
Ary manasa anareo hizaha ny vokatra ato aminay
Manampy anareo any an-tokantrano 🍽️🧼👚👖
Mora ampiasaina tsara no tsara kalitao
Vita malagasy

Mirary tontolo andro mahafinaritra 👋

𝗥𝗼𝗵𝘆 ? Savony vita Malagasy, tsara kalitao ary manamora ny fiainanao 😉Iza daholo ilay mbola tsy nahazo fa efa dispo en s...
09/09/2025

𝗥𝗼𝗵𝘆 ? Savony vita Malagasy, tsara kalitao ary manamora ny fiainanao 😉

Iza daholo ilay mbola tsy nahazo fa efa dispo en stock indray ny savonintsika ary e 🧼

💰 Amin'ny vidiny tena mora : 𝟭.𝟮𝟬𝟬 𝗔𝗿

📞 0380731248

Salama daholoIzahay ato amin'ny Savonnerie Rohy dia manao liquide vaisselle sy savon solide.📍 Liquide vaisselle : 1L sy ...
24/07/2025

Salama daholo

Izahay ato amin'ny Savonnerie Rohy dia manao liquide vaisselle sy savon solide.
📍 Liquide vaisselle : 1L sy 500mL
📍 Savon solide : détail et gros

🧼 Mandroatra tsara ,manadio sady mateza !

Mandray commande ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra.

Toerana : 67ha Ankasina
Tel : 038 07 312 48

Savon solide amle qualité tsara -Mandroatra tsara sady manadio -1.200ar Lieu 67ha ankasina 📞038 07 312 47 Manao livraiso...
16/07/2025

Savon solide amle qualité tsara
-Mandroatra tsara sady manadio
-1.200ar
Lieu 67ha ankasina
📞038 07 312 47

Manao livraison avec carton

NB: Afka manao fiaraha miasa (mandray commande)

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261343141201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les savons Rohy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share