03/08/2025
😍 Pack 15.000 Ar DISPONIBLE 😍
EFA MISY INDRAY NY❤️CIRE ORIENTALE ÉPILATOIRE, HUILE APAISANTE
==> Cire épilatoire 100% naturelle (tsy misy produit chimique )
✓ Natao hanongotana ny volo rehetra manelingelina eny amin'ny vatana ( volom-bava, volomaso, volon'ny tarehy, volokelika, volotongotra, sns...)
✓Mora ampiasaina ary manongotra ny volo hatramin'ny fakany fa tsy manapaka toy ny rasoir
✓2 à 3 semaines vao mitsiry indray ny volo ary amin'ny faha 4 semaine vao manala indray.
✓Mihamanify hatrany ny volo rehefa mitsiry
==> Huile apaisante (huile végétale)
✓Manamandina ny hoditra(manala makiana)
✓ Mampikantona haingana ny mason-koditra
✓Manala tsikelikely ireo maintimainty navelan'ny rasoir
✓Manasitrana ireo mibontsimbontsina navelan'ny rasoir
TSY MISY EFFET SECONDAIRE
LOT 22000AR : cire 250ml + 30 bandes + 1 Spatule + huile apaisante + mode d'emploi
LOT 15000AR : cire 250ml + 30 bandes + 1 spatule + mode d'emploi
Livraison : TANA - PROVINCE
Contact : 034 66 948 78
032 96 236 96