08/06/2026
Ireo angovo 7 lehibe ao anaty. Ao anatinao dia misy โfoibe angovoโ 7 izay miandraikitra amin ny fitoniana, ny fitiavana, ny fahatokisan-tena ary ny fahazavana ara-tsaina. Rehefa mifandanja ireo dia miova ny fomba ahatsapanao ny fiainana: milamina ny saina, madio ny fo, mazava ny fanapahan-kevitra. Tsy magie izany fa fombanโny fisaintsainana sy fifandraisana aminโny tena ao anatinao. Atombohy aminโny fahatsiarovan-tena tsotra dia jereo ny fiovana miandalana eo aminโny fiainanao. Voalaza va mikatona na mihidy hoy isika ny chakra ka mila sokafana. Saingy izany teny oe mihidy sy misokatra izany no teny mora hazahoanareo azy kokoa โผ๏ธ Ny zavamisy dia tsy oe mikatona na mihidy fa raha mikatona arakin afantaratsika azy dia efa ela ianao no tsy teto antany intsony (Maty) TADIDO mnomboka androny ary fa miasa sy misokatra fona ny chakra saingy Tsy alignรฉ na malefaka ka tsy mandeha araka n tokony ho izy ka mahatonga ny olona iray tsy hanana filaminana mihintsy na fiadanana sy fitoniana... Anisan amzany ilay mahatonga anao ho:
๐ฉ Mitebiteby momba ny vola sy ny fiainana.
Tsy matoky tena. Tsy mahita hafaliana amin'ny fiainana ๐ฃ Tsy mamorona sy tsy mahatakatra na tsy manana aingam-panahy.
Mora manaiky tsindry avy amin'ny hafa sy Mahatsiaro ho tsy manana hery na fahefana hanapakevitra ๐Feno lolompo ary Sarotra manome na mandray fitiavana avy am hafa. Menatra na ts sahy maneho hevitra ๐. Mahatsiaro ho tsy henoin'ny olona. Be fisalasalana sy ahiahy.
Averiko indray ilay oe mikatona na tsy miasa. Ndeha handray ohatra isika raha misy power bank 1 ohatra nefa tsy maharitra na ora 2 akory leizy zany oe misy asany saingy tsy mahavita inona akory, ts mahafapo anao nu zavatra vitany....Ary rehefa maty tanteraka sy tsy hay ampiasaina na tsy mandray charge intsony ilay PB dia indro fa ariatsika leizy...ZAY ILAY ATAO OE MATY NA MIHIDY TSY MIASA INTSONY....
โป๏ธManarak izay dia hafa mihitsy ny chakra ary hafa iany koa ny tantien 3 izay nozaraiko teto aminareo. Izay mifandray tanteraka izy ireo.
Marihako eto anefa fa ts ataotao foana na hatao fanandramana ny fampifandraisana sy fampihetsehana azy ireo. Ka oe mahita boky isika dia iny fa manao fanandramana avy hatrany, nefa na ny fomba fanononanao ilay Mot sanskrit aza diso....Vokatsoa no tadiavinao nefa blocage no azo.
Ato amin ALUMA dia anisan mikarakara anao ny amzany, sy manoro lalana ho anao....
Ho anao ary havako...inona no zavatra tsapanao amzao fotoan izao. Miasa araka n tokon ho izy ve ny chakra anao sa manjaka ao aminao ireo olana nolazaiko ireo ???
Whatsapp 0332979888
Herii Niaina Mรฏ Razafy