AroVision MADA

AroVision MADA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AroVision MADA, Security guard service, Antananarivo.

🚨 AZA Avela Ho VERY na HANGALARINA ny fiaranao ! 🚨Mitady vahaolana hiarovana ny moto 🚴‍♂️ na fiara 🚘 anao ?👉 Ity GPS TRA...
14/05/2026

🚨 AZA Avela Ho VERY na HANGALARINA ny fiaranao ! 🚨
Mitady vahaolana hiarovana ny moto 🚴‍♂️ na fiara 🚘 anao ?

👉 Ity GPS TRACKER 4G ity no fiarovana mahasoa sy matanjaka indrindra ho an’ny fiaranao !

✅ Araho LIVE 24H/24 ny toerana misy azy
✅ Mahazo localisation marina amin’ny téléphone
✅ Historique complet des trajets
✅ Batterie intégrée – autonomie 24H
✅ Compatible : Moto • Fiara • Camion • Bus

🔒 Rehefa very dia TARDY LOATRA !
Arovy dieny izao ny fanananao sy ny fiadanan-tsainao.
📍 Fiara voaaro = Fandriampahalemana
📲 Mora ampiasaina • Kalitao azo antoka • Serivisy matihanina
☎️ Contact : +261 37 29 016 27

🎥🔒 ARO VY NY TRANO SY BIRAO AMIN’NY EZVIZ CS-H1c 1080P ! 🔒🎥Mitady caméra Wi-Fi mora ampiasaina sy mazava tsara ve ianao?...
13/05/2026

🎥🔒 ARO VY NY TRANO SY BIRAO AMIN’NY EZVIZ CS-H1c 1080P ! 🔒🎥

Mitady caméra Wi-Fi mora ampiasaina sy mazava tsara ve ianao?
Ity no vahaolana tonga lafatra ho an’ny:
🏠 Trano
🏢 Birao
👶 Fanaraha-maso zaza
🐶 Biby fiompy

✅ 1080P Full HD
✅ Détection humaine intelligente
✅ Audio 2 lalana (micro + haut-parleur)
✅ Vision nocturne hatramin’ny 10m
✅ Support carte SD jusqu’à 512GB
✅ Wi-Fi 2.4GHz
✅ Jereo mivantana amin’ny téléphone

💰 PRIX : 125.000 Ar

📲 WhatsApp / Contact : +261 37 29 016 27

🚚 Livraison disponible
🛡️ Produit original & qualité garantie

👉 Commandez maintenant fa voafetra ny stock !

Tongasoa eto amin’ny AROVISION MADA🛡️Izahay dia manampahaizana manokana amin’ny fitaovana fiarovana sy sécurité électron...
11/05/2026

Tongasoa eto amin’ny AROVISION MADA🛡️

Izahay dia manampahaizana manokana amin’ny fitaovana fiarovana sy sécurité électronique eto Madagascar. Manolotra vahaolana moderne sy azo antoka ho an’ny trano, magasin, bureau, entreprise ary fiara izahay.

✅ Caméra de surveillance HD/IP
✅ Système d’alarme
✅ GPS Tracker fiara & moto
✅ Contrôle d’accès & empreinte digitale
✅ Réseau & accessoires sécurité
✅ Installation complète sy professionnelle

🎯 Antony hisafidianana anay :
✔️ Matériel haute qualité
✔️ Service rapide sy matihanina
✔️ Installation disponible
✔️ Livraison partout à Madagascar
✔️ Torohevitra sy assistance

📍 Mety ho an’ny : 🏠 Trano fonenana
🏢 Bureau & entreprise
🏪 Magasin
🚗 Fiara & moto
📞 Contact : +261 34 43 462 84
+261 37 29 016 27
📧 [email protected]

🔒 AROVISION MADA – “Ny fiarovanao no laharam-pahamehanay”

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AroVision MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share