Royal Startup Mada

Royal Startup Mada Agence de Services d'aide et Assistance à la personne

Faly miarahaba antsika rehetra izay mpanaraka ny pejy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏,Elaela isika tsy nihaona ary ialanatsiny indrindra tompoko ...
20/06/2024

Faly miarahaba antsika rehetra izay mpanaraka ny pejy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏,

Elaela isika tsy nihaona ary ialanatsiny indrindra tompoko ho anareo rehetra izay nandefa msg ka tsy voavaly fa izao indray ny page vao miasa ary ho valianay avokoa izay rehetra mandefa msg ato manomboka izao🙏🙏🙏🙏🙏💯💯💯💯🙏🙏🙏🙏🙏

⛔️ Nanao auto evaluation sy nijery ny fomba hanatsarana ny fomba fiasanay izahay mba hanamafisana ny efa tsara teo aloha ka hisokatra tsy ho ela Indray ny fandraisanareo Ankizy hiasa eto aminay👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
⛔️ IRETO AVY NY SERVICES HITANAO ATO AMINAY :
➡️ Femme de ménage polyvalent
- Kilasy mandry
- Kilasy mody
- Occasionnel
➡️ Formation Professionnelle
- Femme de ménage
-Nounou
-Serveur
-Sécurité

🛑 Mankasitraka hatrany amin'ny fatokisana tompoko🙏🙏🙏

⛔️MÉNAGE OCCASIONNEL PROFESSIONNEL 🏩🏠🏥🏦🏨🏰💒🏢🚥 NOS SERVICES:  ➡️ Nettoyage maison ➡️Nettoyage Salle de fête ➡️Nettoyage bu...
03/10/2023

⛔️MÉNAGE OCCASIONNEL PROFESSIONNEL 🏩🏠🏥🏦🏨🏰💒🏢
🚥 NOS SERVICES:
➡️ Nettoyage maison
➡️Nettoyage Salle de fête
➡️Nettoyage bureau
➡️Nettoyage Chantier
➡️Nettoyage espace
➡️Nettoyage picine
➡️vaisselle
➡️repassage et entretien linge
⛔️SERVICES PROFESSIONNEL A UN PRIX TRÈS ABORDABLE

WATSAPP: +261 34 49 749

⛔️ Recruté vos serveurs chez RSM, Besoin d'un service de serveur(se) professionnel pour votre RESTAURANT, GARGOTTE , BAR...
29/09/2023

⛔️ Recruté vos serveurs chez RSM, Besoin d'un service de serveur(se) professionnel pour votre RESTAURANT, GARGOTTE , BAR, pour votre prochain événement spécial à Antananarivo ou provinces ❓️
➡️Ne cherchez plus ❗️
Nos serveur(se) son formés pour offrir un service impeccable, Que ce soit pour votre Restaurant,evenement permanent ou Occasionnel( Mariage, anniversaire ect..)
➡️ Vous etez un Service traiteur❓️
Nous avons l'équipe parfaite pour vous.
Ils sont courtois,professionnels et prêts à répondre à toutes vos demande

Appelez-nous au 034 57 188 72 ou Envoyer-nous un message pour obtenir un devis correspond à vos demande.
⛔️ Faites de votre événement un succès avec RSM❗️❗️❗️❗️

⛔️ MPIASA AN-TRANO KILASY MANDRY SY KILASY MODY ATO @ Agence Royal Startup Mada 🤝🤝🤝🤝🤝⛔️SAHIRANA @ FITADIAVANA OLONA AZO ...
29/09/2023

⛔️ MPIASA AN-TRANO KILASY MANDRY SY KILASY MODY ATO @ Agence Royal Startup Mada 🤝🤝🤝🤝🤝
⛔️SAHIRANA @ FITADIAVANA OLONA AZO ANTOKA ?
⛔️ RERANTSAINA @ FISOLOSOLOANA MPIASA AN-TRANO ISAN'ANDRO NEFA NY TEO IHIANY NO EO? ✍️✍️✍️✍️

Chez RSM , nous attachons une grande importance à la formation et à la compétence de notre personnel.
Nos femmes de ménage polyvalent et femme de chambre sont soigneusement sélectionnées et formées pour offrir un service de la plus haute qualité.
⛔️ Nous comprenons que chaque client a des besoins uniques.
C'est pourquoi nous proposons des services de ménage personnalisés pour répondre à vos attentes spécifiques,Que ce soit pour:
➡️Nettoyage régulier
➡️Nettoyage en profondeur
➡️aide occasionnelle

27/09/2023

Agence Royale Startup Madagascar

⛔️Recruter vos serveur(se) chez RSM➡️ Nos serveurs assurent un service efficace lors d’événements, de fêtes ou de restau...
25/09/2023

⛔️Recruter vos serveur(se) chez RSM
➡️ Nos serveurs assurent un service efficace lors d’événements, de fêtes ou de restaurants, offrant une expérience agréable aux clients.

Importance : Un bon service contribue à la satisfaction des vos clients et à la réussite de vos l’événements ou de votre restaurant.

Avantages : Service professionnel et courtois. Amélioration de l’expérience client. Vous pouvez vous concentrer sur vos invités.

SERVEUR(SE) PROFESSIONNEL CHEZ RSM💓💓💓📢📢📢📢📢➡️ GARGOTTE➡️SERVICES TRAITEURS➡️RESTAURANTS ➡️HOTEL ➡️BAR ...➡️EVENEMENTS⛔️Sa...
20/09/2023

SERVEUR(SE) PROFESSIONNEL CHEZ
RSM💓💓💓📢📢📢📢📢
➡️ GARGOTTE
➡️SERVICES TRAITEURS
➡️RESTAURANTS
➡️HOTEL
➡️BAR ...
➡️EVENEMENTS
⛔️Sahirana mitady serveur(se)
-matotra, haingam-piasa, mahay mivarotra, madio ve ianao ?
❌️Ankino amin'ny professionnnel ny asanao raha te hahita vokatra tsara 💪💪💪💪💪💪💪📶📶📶📶📶

16/09/2023

Femme de ménage polyvalent en FORMATION 💕💕💕💕💕,
➡️Rehefa Tiana ny asa rehetra atao dia manaraka ho azy ny zava-drehetra💓,

⛔️Ho antsika rehetra mitady mpiasa an-trano
➡️kilasy mandry
➡️ kilasy mody
➡️ Mitady fanadiovana isakerinandro
➡️mitady mpahadro sakafo isankerinadro
➡️mitady mpanasa lamba ...

⛔️Aza misalasala miantso fa vonona hanome fahafaham-po anareo ny ato @ RSM ♥️♥️♥️♥️

⛔️ SERVICES CHAUFFEURS OCCASIONNEL OU MENSUEL    ⛔️ Trajet Professionnel oú privé ?⛔️RAHA MITADY CHAUFFEUR TAMPOKA NA HI...
09/09/2023

⛔️ SERVICES CHAUFFEURS OCCASIONNEL OU MENSUEL
⛔️ Trajet Professionnel oú privé ?
⛔️RAHA MITADY CHAUFFEUR TAMPOKA NA HIASA FIXE ANY AMINAO ‼️
➡️ raha vahiny sendra mandalo ka tsy maharaka tsara ny eto @ ville
➡️ patron,mpadraharaha,olona ambony ❓️ tsy afaka mitondra fiara noho ny asa aman'andraikitra izay mampiasa ny saina
➡️ Handeha hanao course, hiantsena, hamangy marary,handeha @ hopitaly, hiasa,na hitsangatsangana.
➡️ Haterina na halaina @ aeroport
➡️ hivoaka any @ faritra
➡️ hampanao taxi brousse
➡️taxi be etc ....
❌️ AZA MISAHIRANA INTSONY MIASA SAINA MITADY CHAUFFEUR AZO ANTOKA
➡️ Izahay dia manana chauffeur maro efa zatra asa sy nandalo fiofanana ary manana traik'efa afaka isafidianana ho anao.
🚫Olona azo antoka 💯/💯
🚫tsy mifoka, tsy misotro
🚫Tsara fitondran-tena
🚫Olona tsy miditra @ zavatra tsy tokony hidirany fa ny asany ihiany no ataony
🚫 Mahay mikojakoja fiara tsara
🚫 tsy atahorana handositra na hanaotao foana
🚫 Mahafehy tsara ny asan'ny chauffeur privé (SERVICES patron)

❌️Mora dia mora ny karama nefa sady mahazo olona azo antoka ianao no mahazo olona mahay mitondra fiara tsara💪💪💪💪

📶📶📶📶🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️

⛔️ Besoin de ménage occasionnel à Domicile❓️⛔️ MILA MPANADIO TRANO TSINDRAINDRAY VE IANAO?➡️ Ho anao izay tsy manampotoa...
09/09/2023

⛔️ Besoin de ménage occasionnel à Domicile❓️
⛔️ MILA MPANADIO TRANO TSINDRAINDRAY VE IANAO?
➡️ Ho anao izay tsy manampotoana mihitsy hampirimana ny tranonao
➡️ Te hanadio trano @ ankampobeany sy antsimpiriany ( Fanadiovana faobe)
➡️ Avy nanao vacance ka te hanadio trano
➡️Avy nanao fety ka mila olona hanampy anao @ asa fanadiovana
➡️ Na iray Ora na iray andro fotsiny de mety afaka anadiovanay ny tranonao 💪💪

❌️Aza misalasala miantso anay fa ny mpikarakara trano ato aminay dia tena efa zatra asa sy mahay manadio tsara ny fanaka sy izay rehetra mila fanadiovana ao aminao toy ny:
➡️ Fanalana vovoka amin'ny fanaka na meuble
➡️ fanadiovana varavarakely
➡️fanadiovana efitra fandroana
➡️ Fanadiovana gorodona sns..
➡️Fimpasohana sy fanasan-damba
➡️Fikarakarana sakafo raha misy fety

🚫Ity serivisy ity dia mifanentana bebe kokoa amin'ny fanohanana eo amin'ny fiainanao andavanandro, mba hanamaivana anao amin'ny asa ao an-tokantrano.
Mety ho an'olo tsy tia manka mpanampy fixe fa mila fikarakarana tsidraidray ihiany
❌️NY MPIASA ATO AMINAY VE❓️
➡️ Azo itokisana tsara
➡️Tsy mandrairay
➡️Haingam-piasa
➡️matotra sy marim-potoana
➡️Efa zatra mampiasa ny fitaovana electrique rehetra
➡️ Ny Société no garant ary ny Société no manao contrat miaraka aminao💯💯‼️
❌️RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY:
☎️ 0389675318
📧[email protected]
Siège: lot A21 itaosy cité terminus bus 133
📶📶📶📶📶📶🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️🆗️

Address

Itaosy Cité Terminus Bus 133 Cité
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Startup Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share