Masosotra Kely

Masosotra Kely Hizara zavatra tsara kalitao,sy mahasoa anao sy ny ankohonanao izahay eto amin'ny pejy.Tongasoa ô!

𝖳𝗂𝖺𝗄𝗈 𝗅𝗈𝖺𝗍𝗋𝖺 💙❤️💜💛💚💕
12/09/2023

𝖳𝗂𝖺𝗄𝗈 𝗅𝗈𝖺𝗍𝗋𝖺 💙❤️💜💛💚💕

Hola!! Vita amin’izay aloha ny vakansy fa manomana ny fidirana  ö🥳🥳
31/08/2023

Hola!!
Vita amin’izay aloha ny vakansy fa manomana ny fidirana ö🥳🥳



🏖 Ankafizo ny fotoana fialan-tsasatra, dia ataovy am-pitiavana foana ny zavatra ataonao rehetra!
18/07/2023

🏖 Ankafizo ny fotoana fialan-tsasatra, dia ataovy am-pitiavana foana ny zavatra ataonao rehetra!

04/06/2023
Tongasoa May!
01/05/2023

Tongasoa May!

Mandalo ihany ö! ‼️Stickers 8.000Ar (40-50pcs) ‼️
16/04/2023

Mandalo ihany ö!
‼️Stickers 8.000Ar (40-50pcs) ‼️




Speechless….
16/04/2023

Speechless….

🎨 Teny kely hamaranana ny herinandro 🌸 👩🏽‍🎨: “Tohizo ny ezaka”
14/04/2023

🎨 Teny kely hamaranana ny herinandro 🌸

👩🏽‍🎨: “Tohizo ny ezaka”



Happy Easter ✝️
09/04/2023

Happy Easter ✝️

Volana vaovao, fiandohana vaovaoTohizo ny ezaka 🔖🌸📝
01/04/2023

Volana vaovao, fiandohana vaovao

Tohizo ny ezaka 🔖🌸📝

👋🏼 Inona no zava-baovao nianarantsika ao? 🤣Mandeha miadana eto aloha ny aty, fa mbola mety elaela vao mahay manoratra ts...
21/03/2023

👋🏼 Inona no zava-baovao nianarantsika ao?

🤣Mandeha miadana eto aloha ny aty, fa mbola mety elaela vao mahay manoratra tsara ✍🏻



Taratasy 2 no nampiasaina, nahavitana ity 📦 kely. Nasaina haingo kely dia lasa toy io e! 🤗Fanomezana tsotra kely tokoa i...
10/03/2023

Taratasy 2 no nampiasaina, nahavitana ity 📦 kely.
Nasaina haingo kely dia lasa toy io e! 🤗
Fanomezana tsotra kely tokoa izy ity ny ♥️ , ny fotoana, ny finiavana no maneno azy

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masosotra Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Masosotra Kely:

Share