Dashcam Madagascar

Dashcam Madagascar Fournisseur de la marque mondialement connu AZDOME

31/08/2026

Eny an-dalana eny, misy tranga tsy ampoizinao izany…
Jereo indray ange ity tranga iray ity 👀

AZDOME M330 🎥

26/08/2026

🚗 Maro ny zavatra mety hiseho eny an-dalana…
⚠️ Accident
🚦 Fihetsika tsy ampoizina ataon’ny mpamily hafa
📹 Na tranga iray mila porofo mazava
Izany indrindra no ilana Dashcam.
👉 Aza miandry misy olana vao mieritreritra Dashcam.

18/08/2026

🚨 TRANGA TAO AMIN’NY ROCADE NANISANA
Nisy fifandirana teo amin’ny mpitondra moto roa, ka nanosika sy nampianjera ilay iray ny iray hafa, ary avy hatrany dia nitsaoka.
📱 Voarakitry ny mpamily fiara tao aoriana ny zava-nitranga.
👉 Ity tranga ity dia mampiseho ny maha-zava-dehibe ny Dashcam. Afaka manampy amin’ny fahafantarana ny tena zava-nitranga sy manome porofo rehefa misy tranga eny an-dalana.
🎥 Indraindray, segondra vitsy voarakitra dia mety hanampy betsaka.
💡 Raha samy mampiasa Dashcam isika, dia afaka manampy amin’ny fanazavana mazava kokoa ny zava-mitranga eny an-dalana.

15/08/2026

📍 Ankorondrano – Antananarivo
La route au quotidien, capturée avec précision. 🚗📹
Avec une dashcam AZDOME, gardez une trace claire de vos trajets et de ce qui se passe sur la route.
🎥 Sécurité • Preuves vidéo • Enregistrement haute qualité

📩 Contactez-nous pour découvrir les modèles disponibles.

04/08/2026

Mbola misy disponible en stock ilay AZDOME M330 ho an’ireo mbola tsy nahazo.

✅ Full HD 1080P avec vision nocturne
✅ Enregistrement en boucle et fonction G-Sensor
✅ Qualité premium
⛔️Prix tsy miova fa :414 000Ar ihany
Installation Gratuit ety Boutique

Dashcam Madagascar "Votre œil de confiance sur la route"

29/07/2026

Ity ilay caméra avant 4K tadiavinareo.
Misy caméra arrière sy GPS intégré.
AZDOME M300S – Dashcam 4K
🎥 Caméra avant 4K Ultra HD + caméra arrière
📍 GPS intégré
🌙 Vision nocturne
🚗 Enregistrement double caméra
🔧 Installation gratuite en Boutique
💰 Prix : 1 150 000 Ar

24/07/2026

🚗 Dashcam 4K avec GPS
🎥 AZDOME M300S – Disponible chez Dashcam Madagascar
✅ Vidéo 4K ultra nette
📍 GPS intégré
📱 Connexion Wi-Fi
🚘 Double caméra : avant + caméra additionnelle
📞 038 07 113 23



23/07/2026

🚗 Maro ny zavatra mety hitranga eny an-dalana...
✅ Izany no antony tokony hananana Dashcam.
🎥 AZDOME M330 – Disponible ato amin'ny DASHCAM Madagascar.
🚘 Mety amin'ny fiara rehetra.
📱 Mora ampiasaina.
📲 Afaka jerena mivantana amin'ny téléphone ( Wi-Fi)
📞: 038 07 113 23


Address

Analamahitsy En Face Galana à Coté SMMEC
Antananarivo
20261

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dashcam Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share