KANTO SOA

KANTO SOA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KANTO SOA, Antananarivo.

17/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lovasoa Malalaniaina Rasoanjarivo, Katianah prencia

15/05/2026

EFA MBA misoratra détails lay izy lay prix miditra mp Ianao prix prix daholo fanontanina nefa efa misoratra ao prix azafady vakio tsara vao miditra mp

13/05/2026
12/05/2026

VAROBOBA BE MIHITSY – PISTOLET À EAU EFFET FLAMME 🔥
🎁 Fanomezana tena mahafinaritra amin’izao fotoanan’ny DIDIPOITRA izao!

✨ Kilalao manaitra saina sy mampiala voly
✨ Mety ho an’ny ankizilahy sy ankizivavy, kely na lehibe
✨ Lalao an-kalamanjana, piscine, na plage
✨ Effet lelafo + rano 360ml (azo antoka, tsy mampidi-doza)

💧 Mahafinaritra, mampiala voly, tsy mampitomany ankizy intsony!

💰 Vidiny: 25 000 Ar monja

👉 Varoboba be mihitsy, aza tara!
Livraison possible mandefa any amin'ny faritra izahay
Mp na 0388678569

29/04/2026

RANO Madio, Fiainana Tsara!
Leo rano misy fofona sa loto?

Ity no vahaolana tsotra sy mahomby ho anao!
Filtre à eau pour robinet
25 000 Ar monja

Apetraka ao anatin’ny segondra
Mety amin’ny robinet rehetra
Manala loto, fofona ary mikraoba
Rano madio azo sotroina avy hatrany

💡 Safidy hendry ho an’ny fahasalamanao sy ny ankohonanao!

🚚 Livraison manerana an’i Madagascar
038 86 785 69

24/04/2026

DESTOCKAGE MORA BE 20 000Ar iray
IZA NO MILA POMPE CHARGEABLE? 💧 Raha leo manongana bidon ianao dia ity no vahaolana! Mivarotra pompe à eau automatique mora sy mahomby: tsotra ampiasaina (tsindrio fotsiny), tsy mila manongana bidon intsony, mety amin’ny bidon/jerrican, bonbone,rehetra, haingana sy madio ny famoahana rano.TANA IZAHAY MANAO LIVRAISON MANDEFA AMIN'NY FARITRA MP
Mety ho an’ny tokantrano, birao ary fivarotana Aza miandry fa alefaso message privé na 0388678569

15/01/2026

PROMOTION MORA AMIN'IZAO TAONA VAOVAO IZAO TENA MORA NEFA TSARA
BARRE TÉLESCOPIQUE MULTI-USAGE
Tsy mila vis na perçage, apetraka amin’ny pression fotsiny
Misy embouts antidérapants ka tsy mitsoaka na mihintsana mora
Vita amin’ny acier inoxydable + ABS mafy → maharitra ela sy tsy harafesina
Réglable arakaraka ny toerana → do**he, chambre, cuisine, penderie,
🌟 Ampiasao ho :
👉 Rideau de do**he 🚿
👉 Penderie na fanantonana akanjo
👉 Serviette ou séchoir 🛁
👉 Moustiquaire 🦟
👉 Na koa ho support rangement hafa arakaraka ny fahaizanao !
📏 Tailles & Prix :
• PM : 70 – 120 cm → 22 000 Ar
• MM : 90 – 160 cm → 25 000 Ar
• GM : 120 – 220 cm → 27 000 Ar
Livraison possible/Mandefa any amin'ny faritra
Mp na 038 86 785 69

13/01/2026

DÉPLACEMENT MOBILE – FANAKISANANA ENTANA MAVESATRA
Manamora ny fanadiovana sy ny famindrana entana tsy mila mibata entana be intsony ianao rehefa manana azy ✅

Mahazaka hatramin’ny 200kg
Azo réglena araka ny entana
Mora sy haingana rehefa hakisaka Frigidaire, table, armoire…

Support de Base + Roulettes
💰 33 000Ar fotsiny
📞 Livraison possible/Mandefa any amin'ny faritra
Mp na 0388678569

15/11/2025

PROMOTION MORA BE 30 000Ar fotsiny nefa tena mora be araraoty aingana
✔️MACHINE SOUS VIDE 2 EN 1 – SOUDE SAC sy SOUS VIDE! 🔥
✔️Te-hitahiry hena sy legume ho fraîs tsara foana ve ianao?
✔️ SOUDE SAC – anidina sachet, mitahiry sakafo maro samihafa
✔️ SOUS VIDE – mitahiry legume, hena, sns… mba ho frais tsara foana

👉Sachet sous vide 100pcs 22000ar
✔️Livraison partout a Mada 🛵🚛
Mp ou 0348822641📱📞

28/10/2025

POMPE À EAU ÉLECTRIQUE USB – Mora sy Haingana! ⚡
Tsindrio fotsiny, mivoaka ho azy ny rano!
✅ Rechargeable USB – batterie maharitra
✅ Bokotra tokana: tsindrio hanombohana, tsindrio hajanona
✅ Débit rapide sy tsy misy tabataba
✅ Inox & silicone – azo antoka amin’ny sakafo
✅ Mety amin’ny bonbonnes 2 à 5 gallons
✅ Compact, maivana, mora entina – ho an’ny trano, birao na dia amin’ny dia aza
🔋 Autonomie: mameno 5 à 6 bidons isaky ny charge
⚡ Temps de charge: 3 ora
📦 Ao anatin’ny kit : pompe + câble USB + tuyau silicone
💰 22 000 Ar fotsiny! – Mora, pratique, tsy azo avela!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KANTO SOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share