Zephyr Go

Zephyr Go Besoin d’envoyer un colis rapidement ? Zephyr vous propose une livraison fiable avec suivi en temps réel, partout à Antananarivo. Simple, rapide, efficace

🚴‍♂️ MITADY LIVREURS – ZEPHYRTe hiasa amin’ny sehatry ny livraison ve ianao?Zephyr dia mitady olona matotra sy mazoto ha...
25/04/2026

🚴‍♂️ MITADY LIVREURS – ZEPHYR

Te hiasa amin’ny sehatry ny livraison ve ianao?
Zephyr dia mitady olona matotra sy mazoto hanatevin-daharana ny ekipany.

👉 Mitady :
🏍️ Livreurs moto (mampiasa ny moto an’ny tena manokana)
🚲 Livreurs vélo (na manana na tsy manana vélo)

📌 Raha toa ka :
• Mahalala tsara an’Antananarivo
• Manana smartphone
• Efa manana traikefa amin’ny livraison
• Manana CIN sy certificat de résidence

👉 Ity no fotoana mety ho anao.

💰 Karama :
Salaire de base + komisiona + bonus arakaraka ny fahombiazana

📩 Liana ve ianao ?
Alefaso message privé eto amin’ny pejy ary mandefasa ny candidature-nao.

⚡ Devenez un Zephyr Rider
Rejoignez une équipe dynamique et participez à une logistique plus rapide, fiable et moderne.

Address

Tsiadana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zephyr Go posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share