Tsena Ly

Tsena Ly Boutique en ligne • Produits tendance & décoration moderne ✨
Livraison rapide partout à Madagascar 🇲🇬

23/06/2026
23/06/2026

Passer vos commande !

🌟 TSENAMIX – Le mix de vos envies 🌟☕ Thermos Isothermique 1L – Mitahiry hafanana sy hatsiaka mandritra ny ora maro!✅ Kap...
10/06/2026

🌟 TSENAMIX – Le mix de vos envies 🌟
☕ Thermos Isothermique 1L – Mitahiry hafanana sy hatsiaka mandritra ny ora maro!
✅ Kapasité 1 Litre
✅ Kalitao avo lenta sy mateza
✅ Mitahiry hafanana sy hatsiaka ela
✅ Mora entina noho ny tahony matanjaka
✅ Endrika kanto sy maoderina
💰 Vidiny : 35 000 Ar
🎁 Mety tsara ho an'ny trano, birao, fitsangatsanganana ary fampiasana isan'andro.
🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara
📩 Afaka manao commande amin'ny message privé na WhatsApp
📞 WhatsApp : 034 25 354 08
🔥 Aza tara fa voafetra ny tahiry!

✨ ATAOVY KANTO SY MAODERINA NY TRANONAO! ✨Mitady haingon-trano mafatifaty sy manome endrika vaovao ny efitranonao ve ian...
03/06/2026

✨ ATAOVY KANTO SY MAODERINA NY TRANONAO! ✨

Mitady haingon-trano mafatifaty sy manome endrika vaovao ny efitranonao ve ianao?

🌷 Lot de 3 pièces Décoration Moderne
💰 Vidiny: 30 000 Ar monja

✅ Endrika moderne et Minimaliste
✅ Mety amin'ny salon, chambre, bureau ary efitra rehetra
✅ Fanomezana tsara ho an'ny havana sy namana
✅ Kalitao tsara sy mateza
✅ Bougie parfumé

🏠 Ataovy miavaka sy manintona ny tranonao amin'ireto haingon-trano tsara tarehy ireto!

🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara
📦 Stock voafetra

📲 Manaova commande amin'ny WhatsApp:
034 25 354 08

✨ Ankafizo ny hakaton’i latabatrao ✨🍲 Soupière en céramique blanc ✔️ Kalitao haut de gamme✔️ Matanjaka sy élégante✔️ Ten...
29/05/2026

✨ Ankafizo ny hakaton’i latabatrao ✨

🍲 Soupière en céramique blanc
✔️ Kalitao haut de gamme
✔️ Matanjaka sy élégante
✔️ Tena mety amin’ny repas sy réception rehetra

💎 Mitondra touche luxe sy modernité ao an-tranonao

💰 Vidiny : 70 000 Ar monja

🚚 Livraison disponible manerana an’i Madagasikara
📩 Manaova commande amin’ny message privé na WhatsApp

TsenaMix — Le mix de vos envies ✨

✨ Mahazoa volomaso tonga lafatra,amin’i vidiny mora foana !Produit tena manara-penitra sy tena pratique 💖Faux cils + fix...
29/05/2026

✨ Mahazoa volomaso tonga lafatra,amin’i vidiny mora foana !
Produit tena manara-penitra sy tena pratique 💖

Faux cils + fixateur cils et sourcils + colle + pince

Azo alaina ato amin’ny TsenaMix ✨

🚚 Misy livraison
📩 Manaova commande amin’ny message privé na WhatsApp

✨ VAOVAO TONGA ato amin’ny TsenaMix ✨🍲  vilany acier inoxydable✔️ Misy 5 isa✔️ Mahazaka hafanana tsara✔️ Tsy miraikitra✔...
29/05/2026

✨ VAOVAO TONGA ato amin’ny TsenaMix ✨

🍲 vilany acier inoxydable
✔️ Misy 5 isa
✔️ Mahazaka hafanana tsara
✔️ Tsy miraikitra
✔️ Endrika moderne sy manara-penitra

💥 Tena mety ho an’ny lakozia maoderina sy madio!

📏 Habe :
16 cm • 20 cm • 22 cm

💰 Vidiny : 100 000 Ar monja

🚚 Misy livraison manerana an’i Madagasikara
📩 Afaka manao commande amin’ny message privé na WhatsApp

TsenaMix — Le mix de vos envies ✨

Donnez une nouvelle vie avos murs , élégant et moderne ! PAPIER PEINT MARBRE chez TSENAX
27/05/2026

Donnez une nouvelle vie avos murs , élégant et moderne !
PAPIER PEINT MARBRE chez TSENAX

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Ly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share