Elisitraka

Elisitraka Ny traikefam-piainana no ahafahana manatsara ny tranga izay misy.

Tongolo gasy tranainy, Vaventy sy moyenne, mifangaro. Qualité tena tsaraMandefa am faritra. Tonga de miantso 0346712344
19/05/2025

Tongolo gasy tranainy, Vaventy sy moyenne, mifangaro.
Qualité tena tsara
Mandefa am faritra.
Tonga de miantso
0346712344

AmidyToyota Hilux ML 160Moteur 3LAnnée 20044*4 Mande daholoO devoir fa manatsaraEtat ImpeccablePrix: 220M miadyTél: 0346...
16/04/2025

Amidy
Toyota Hilux ML 160
Moteur 3L
Année 2004
4*4 Mande daholo
O devoir fa manatsara
Etat Impeccable
Prix: 220M miady
Tél: 0346712344
Tonga de miantso ihany

Amidy maika osprinter CDI 308D3 panneaux32Places200 millions miady☎️ 0389520858Tsy mi-connecte matetika fa miantso raha ...
11/04/2025

Amidy maika o
sprinter CDI 308D
3 panneaux
32Places
200 millions miady
☎️ 0389520858
Tsy mi-connecte matetika fa miantso raha mila ny andinindininy
0389520858

216 TBV vao niova Num gasy 3 moisRessort 5 lame n'y arrièreRessort vy 2 ny avantAmortisseur avant/arrière vaovaoPneu Mbo...
28/02/2024

216 TBV vao niova Num gasy 3 mois
Ressort 5 lame n'y arrière
Ressort vy 2 ny avant
Amortisseur avant/arrière vaovao
Pneu Mbola manitra
190000km évolutif
Aza Tara fa très bon état Io
270million fmg
Mp Na miantso
0346712344 /0348018644

Ataovy commande fa afaka mamatsy Atody anao isanandro zahay. Manao livraison gratuit Na firy Na firy. Mandefa am faritan...
05/02/2024

Ataovy commande fa afaka mamatsy Atody anao isanandro zahay. Manao livraison gratuit Na firy Na firy. Mandefa am faritany rehetra.
50g- 63g :570ar
63g-69g :590ar.
69g +: 620ar.
Vaovao tsara ny entan k aza misalasala miantso e!
0346712344

Ireto indray ny arrivage tsika koa aza Tara o😅Safidio izay mety fa amlay tsara daholo😱Livraison TanaMandefa faritra ihan...
13/11/2023

Ireto indray ny arrivage tsika koa aza Tara o😅
Safidio izay mety fa amlay tsara daholo😱
Livraison Tana
Mandefa faritra ihany koa
☎️ 0346712344

Ny toetra malahelohelo lava dia ahitana fa olona mora tohina io olona io. Vonona manome hevitra sy vaha-olana ary mitana...
11/08/2020

Ny toetra malahelohelo lava dia ahitana fa olona mora tohina io olona io. Vonona manome hevitra sy vaha-olana ary mitana ny teny nomeny, saingy manana toe-tsaina tia mamakafaka sy mandalina izay zavatra tenenina aminy…

Ny olona manana toetra mora tezitra, dia olona mahay mitantana ary mivoatra mihatsara hatrany ny zavatra ataony, saingy ...
09/08/2020

Ny olona manana toetra mora tezitra, dia olona mahay mitantana ary mivoatra mihatsara hatrany ny zavatra ataony, saingy izay heveriny ho tsara dia tsy azonao avily ny sainy…

Ny fanabeazana dia amin'ny alalan'ny tenin-dreny no fandrafetana saina, izay mametraka ny fitiavana sy ny fandalàna ny m...
12/06/2020

Ny fanabeazana dia amin'ny alalan'ny tenin-dreny no fandrafetana saina, izay mametraka ny fitiavana sy ny fandalàna ny maha-Malagasy, izay midika ho manana fototra tsara petraka ka manampy be dia be amin'ny fahatokisantena, izay sarobidy loatra amin'ny maha-olombelona…

Ny fanabeazana dia fametrahana "rafintsaina" ao amin'ny zanaka manomboka ny 3-18 taona, hahaizany mandrindra ny fiainany...
10/06/2020

Ny fanabeazana dia fametrahana "rafintsaina" ao amin'ny zanaka manomboka ny 3-18 taona, hahaizany mandrindra ny fiainany, mandamina ny fiainany, mitsinjo fa mahalala izay safidiny sy ny talentany, mamelona ary miaro ny tenany…

Address

Antananarivo

Telephone

+261346712344

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elisitraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share