01/09/2026
VAKIANA TSARA SVP 👀
🔥⚡ VENTE FLASH ⚡🔥
NOUVEAU MOIS, NOUVELLE CHANCE
Septembre commence fort chez Kastama.
➡️ Ireto t-shirts 9 hita amin’ity ranty ity IRERY IHANY no tafiditra amin’ny VENTE FLASH.
➡️ 25.000 Ariary monja ny iray.
➡️ Rehefa lany ireo 9 ireo dia mijanona avy hatrany ny vente flash.
➡️ Efa voasoratra eo ambanin’ny sary ny tailles tsirairay, ka vakio tsara alohan’ny hanaovana commande.
➡️ Izay tonga voalohany no mahazo voalohany.