Tournoi FOOT A7 Malaza

Tournoi FOOT A7 Malaza Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tournoi FOOT A7 Malaza, Terrain Foot a 7 ambanin' ny Fiangonana Advantista Malaza, Antananarivo.

Ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83 ⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7 📍 Terrain BUT FOTSY, (amb...
27/08/2025

Ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83 ⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7 📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka 📅 Alahady 31 Aogositra 2025 ⏰ Vita iray andro – Depart 1/8 de finale Droit: 25.000 Ariary (tsy misy frais d’arbitre) depart 1/8 de finale. Vita iray andro 🏆 Fanomezana Mpandresy: 200.000 Ariary Resy Finale:25.000 Ariary
Samia mitondra baolina!

🏆CHAN✅Tafiakatra amin'ny dingana Famaranan'ny CHAN ny ekipam-pirenena Malagasy rehefa naharesy 01 no ho 0 ny ekipam-pire...
26/08/2025

🏆CHAN

✅Tafiakatra amin'ny dingana Famaranan'ny CHAN ny ekipam-pirenena Malagasy rehefa naharesy 01 no ho 0 ny ekipam-pirenena Soudanais.

Lasan-tsika ny fandresena na teo aza ny tsy fahampian'ny mpilalao teny ankianja.

26/08/2025
FC STAR (Anosizato) sy NAMAKIA (Ambatolampy) no nibata n'y amboara OMALY ALAHADY 24 AOGOSITRA 2025 MIARAHABA AZY IREOARY...
25/08/2025

FC STAR (Anosizato) sy NAMAKIA (Ambatolampy) no nibata n'y amboara OMALY ALAHADY 24 AOGOSITRA 2025
MIARAHABA AZY IREO
ARY MISAOTRA IREO REHETRA IZAY NANDRAY ANJARA IHANY KOA

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA   GENERATION (Ampitatafika)  OM (Fasan karana)  STAR (Anosizato)  CASA SPORT...
25/08/2025

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA
GENERATION (Ampitatafika)
OM (Fasan karana)
STAR (Anosizato)
CASA SPORT (Ankaraobato)
S.A (Ankadindratombo)
GENERATION 2 (Ampitatafika)
ZOKY MISOMA (Alatsinainy)
MANDAM (Bypass)
MANKAFY (Tsilazaina)
MINEUR (Ambohijanaka)
JAH LOUP (Ambatomalaza)
MAHERY (Malaza)
(Ambohijanaka)

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA SY NANOTRONA OMALY ALAHADY 24 AOGOSITRA
25/08/2025

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA SY NANOTRONA OMALY ALAHADY 24 AOGOSITRA

24/08/2025

REHEFA AVY EO ZANY NY FOTOANA E
⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7
📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka
📅 Alahady 24 Aogositra 2025
⏰ Vita iray andro
– Depart 1/8 de finale
Droit: 25.000 Ariary (tsy misy frais d’arbitre)
depart 1/8 de finale
Vita iray andro
🏆 Fanomezana
Mpandresy: 150.000 Ariary
Resy Finale: 50.000 Ariary (Bonus Fair Play)
Resy Demi-finale: 10.000 Ariary (Bonus Fair Play)
ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83

⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka 📅 Alahady 24 A...
20/08/2025

⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7
📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka
📅 Alahady 24 Aogositra 2025
⏰ Vita iray andro
– Depart 1/8 de finale
Droit: 25.000 Ariary (tsy misy frais d’arbitre)
depart 1/8 de finale
Vita iray andro
🏆 Fanomezana
Mpandresy: 150.000 Ariary
Resy Finale: 50.000 Ariary (Bonus Fair Play)
Resy Demi-finale: 10.000 Ariary (Bonus Fair Play)
ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83

18/08/2025

Address

Terrain Foot A 7 Ambanin' Ny Fiangonana Advantista Malaza
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tournoi FOOT A7 Malaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share