La page de Lilou Rav

La page de Lilou Rav Ici, je partage des morceaux choisis de ma vie de maman solo, de passionnée du digital et de bosseuse multi-casquettes. Un mindset se forge.
(1)

J'ai aussi un combat qui me tient à coeur : l'indépendance financière et l'épanouissement des femmes. Une page de partage : conseils, astuces, business, bons plans....

31/05/2026

🔥Natao ho hitanao ity na natao ho zarainao amin'izay tandrify azy ❤️

Misy ireo faly anio.

Fa misy koa ireo mitsiky ety ivelany, nefa mangina ny ranomasony rehefa irery izy.

SATRIA :

Tsy misy miantso hoe Reny izy na koa hoe tsy heno intsony izany feo izany ankehitriny ❤️

TIAKO LAZAINA AMINAO :

❤️Tsy midika hoe tsy matanjaka ianao satria marary ny fonao.

❤️Tsy midika hoe tsy ampy ianao satria mbola tsy tonga ny fotoana.

❤️Tsy midika hoe voaozona ianao satria hafa ny lalanao.

🔥Indraindray ny fiainana dia tsy hoe mandà antsika.
Fa mampianatra antsika hitazona fanantenana na dia ao anatin'ny fiandrasana aza sy fahasamihafana aza. Natao ampianatra antsika miaina ho antsika ihany koa fa tsy hanana rôle pré-defini

Koa anio...

Ho an'ireo reny.
Ho an'ireo vehivavy naniry ho reny.
Ho an'ireo very zaza.
Ho an'ireo nandalo fitsapana tsy tambo isaina.
Ho an'ireo mbola mivavaka mangina isan'alina.

Tiako ho fantatrareo zavatra iray :

Ny lanjanareo tsy refesina amin'ny zaza entinareo eny an-tanana.

Fa amin'ny fitiavana entinareo ao am-po.

Ary misy vehivavy maro mitondra fitiavana lehibe lavitra noho izay hitan'izao tontolo izao.

PS : 💖 Raha mbola manana fo afaka mitia ianao...
dia mbola misy hatsarana be dia be ao anatin'ny tantaranao.

Mirary Fetin'ny Reny feno fahasoavana, fanantenana ary fitiavana ho an'ny vehivavy rehetra.

Sayonara

30/05/2026
29/05/2026

🔥Est-ce que tu es le maillon fort ou le maillon faible ?? 🔥

Les relations humaines ne sont pas complexes si on analyse la situation et les personnalités comme il le faut.

Je vous mets en lumière comment les manipulateurs entrent dans votre esprit mais c'est à vous de choisir d'être le méchant ou la victime 😂😂😂😂

Ce monde n'est pas fait pour les faibles krkkrkrkr ( ento isika hanabokona mokony 🔥)

PS : Je suis passionnée de développement personnel et de psychologie. J'adore la philosophie stoïcienne et j'essaie de l'appliquer dans ma vie.

Je crois aux énergies, à l'astrologie, la loi de l'attraction et le karma 🙂

Je ne suis pas parfaite et je n'essaie pas de l'être mais je fais en sorte de vivre chaque instant pourque cela me laisse un souvenir : je l'ai parfaitement vécu ❤️

Sayonara

Lany ny crédit ako JP mois de juin 😔😔😔...tsapako tsy mbola ampy ny fahafahako raha ny zavatra tiako vidina saika adinoko...
29/05/2026

Lany ny crédit ako JP mois de juin 😔😔😔...tsapako tsy mbola ampy ny fahafahako raha ny zavatra tiako vidina saika adinoko hatram'ilay trano iray fa tamana ato Androhibe Vanona - Massage et Bien-être 😂😂😂

Hay mo sanabiiiii mbola misy an'io degany be

PS : Tsapako eto le hoe : tsara ny roa noho ny iray....fa tsara kokoa ny telo na efatra noho ny roa 😂😂

Ekena sa tsy ekena a ???

Sayonara

29/05/2026

Page manala olona manome lagy, be kapokapoka anaty commentaire, manakiana ahy, tsy mankasitraka, manao reaction tsy reveko...satria izay tiako io fa tsy iaina ho anao aho fa ahy ny page sahala fiainako >bannir 🙂

28/05/2026

Zan lesy ny colis kitoza spécial...manao nama nareo ry Saveur Authentique tena afaka ny androko namoha ity colis volamena.

Fa tena matsiro sady tena tsara lanja....misy anarahana fo tsara mihitsy le izy ❤️

PS : mitazona le izy congélé ono le taimbakona dia azo antoka tsara ny produits tonga any aminao ary tena marina ❤️...

Miezaka be le mpandraharaha sady tena navesatra tsara le 500gr....tsara leretsy fa feno fotsiny poubelle ako 😂😂😂

Prix : 25mil ar

Sayonara

Misy asa be ambadika ny tatasika fa tsy hoe milatsaka avy any an-danitra le fahasoavana 🙂Ilay mangataka fotsiny tsy arah...
28/05/2026

Misy asa be ambadika ny tatasika fa tsy hoe milatsaka avy any an-danitra le fahasoavana 🙂

Ilay mangataka fotsiny tsy arahina 'action' sy ' asa' naman'irony olona miandry miracle ireny...isaky ny mikiky dia '.mbola ho avy ny anjaranao' dia efa couraka nefa le anjara tsy mety tonga.

PS : provoquéko ny ahy ny vintako, sokiriko any amin'izay misy azy, dodomiko daholo rehefa mety varavarana fa efa ela no hay le hoe : FA HANANTENA AN'IZA ????

Sayonara

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La page de Lilou Rav posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La page de Lilou Rav:

Share