Ny pejy

Ny pejy Manjifà ny vita malagasy 🇲🇬

Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina amin'ny pejy ☺️

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana c ommande jus naturel ato aminay 🥤✨ Ho anareo hanao operation , mikarakara événement...
16/05/2026

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana c ommande jus naturel ato aminay 🥤
✨ Ho anareo hanao operation , mikarakara événement, sns 😉
Prix de gros à partir de 100 pièces ✅

📞0332014970 na 0386234995
📍 Itaosy
🚴🏼‍♀️ Livraison partout à Antananarivo.

05/04/2026

Izahay ato amin'ny équipe an' pejy dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a 2026 🌟🥰

Ho anao mikasa hanao "operation" snsaza misalasala fa afaka manome fahafaham_ po anao hatrany izahay amin''ny jus nature...
22/03/2026

Ho anao mikasa hanao "operation" sns
aza misalasala fa afaka manome fahafaham_ po anao hatrany izahay amin''ny jus naturels 250cl avec pipette,
Antsoy avy hatrany 0386234995 ,na ny 0342014970

Na mangatsika ary ny andro dia misy foana Ny Jus Naturel avec pipette ato aminay 🥰=> Afaka atao tsy glacé 🤗>>>👀Mety foan...
17/06/2025

Na mangatsika ary ny andro dia misy foana Ny Jus Naturel avec pipette ato aminay 🥰
=> Afaka atao tsy glacé 🤗
>>>👀Mety foana na ho an'ireo izay mbola hivarotra na ho an'ireo mikarakara évènement (anniversaire, baptême, communion , opération, ...) 🥤🥤

📌Averina hatrany fa tsara kokoa raha 48ora mialoha no manao commande✅
📌100 pièces minimum mahazo prix de gros✅
📌Acompte 50% via mvola pour confirmation ✅

Contact : 038 62 349 95
Livraison 📦 partout à Antananarivo
‼️Frais de déplacement selon le lieu et le nombre de pièces commandées ‼️🛵🚘

‼️‼️ MIS À JOUR DE NOS CONDITIONS DE VENTE ‼️‼️=> Prix de gros: 700Ar/pièce (à partir de 100pieces).😉=> Conditions de ve...
04/06/2025

‼️‼️ MIS À JOUR DE NOS CONDITIONS DE VENTE ‼️‼️

=> Prix de gros: 700Ar/pièce (à partir de 100pieces).😉

=> Conditions de vente:
📌Commande 24heures à 48heures avant livraison ou récupération (recommandé 48heures). ✅
📌Confirmation de votre commande : payement d'une ACOMPTE de 50% ( via Mvola ou airtel money).✅

=> 🚴🏻 Livraison (Déplacement):
Frais de déplacement selon le lieu et le nombre de pièces commandées .
=> 📍Lieu de récupération : Itaosy.

Contact : 038 62 349 95 / 033 20 149 70

Misaotra an'ireo rehetra nanjifa t@volana jolay rehetra iny🥰🥰😘Mitohy foana ny fandraisana commande "Ny Jus naturel" avec...
04/08/2024

Misaotra an'ireo rehetra nanjifa t@volana jolay rehetra iny🥰🥰😘
Mitohy foana ny fandraisana commande "Ny Jus naturel" avec pipette ato aminay 🥹🥤🥰. Ho anareo hikarakara anniversaire, fiançailles, événement familial ,opération,... 🤗
Manomboka amin'ny 50 pièces fotsiny nefa ny vidiny mirary !!!
Aza misalasala mandefa hafatra miafina na mp Ny pejy
Conditions tsy miova :
=> Acompte 50% avant livraison (confirmation de votre commande).
=> Frais de déplacement selon le lieu de livraison et le nombre de pièces commandés.

Contact 038 62 349 95
Livraison partout à Antananarivo 🚴
Récupération possible à Itaosy

MANKASITRAKA HATRANY ANAREO IZAY EFA NANJIFA !!💗🥰Ho anareo mikarakara hetsika samihafa na fety samihafa (opération , ven...
13/11/2023

MANKASITRAKA HATRANY ANAREO IZAY EFA NANJIFA !!💗🥰

Ho anareo mikarakara hetsika samihafa na fety samihafa (opération , vente , anniversaire , baptême , communion , ...).🥳
Aza misalasala manao commande mialoha ato aminay 🥰
=>>Misy tsiro maro isan-karazany Ny Jus Naturel avec pipette ato aminay toy ny tamarin , citron , mangue , fraise , corasol ,... 🥰❤️
Prix de gros , seulement à partir de 50 PIÈCES 🥰

Contact : 0384536965 na mandefa hafatra miafina @ pejy Ny pejy avy hatrany
À récupérer Itaosy 📦🥤
ou
À livré chez vous avec carton 📦🚴

Mandray commande "Ny Jus Naturel " avec pipette foana ohh🥳🥳 Sady efa mafana ny andro 😍🌞Prix de gros à partir de 50 pièce...
17/10/2023

Mandray commande "Ny Jus Naturel " avec pipette foana ohh🥳🥳 Sady efa mafana ny andro 😍🌞

Prix de gros à partir de 50 pièces 😍🌞 Afaka mandefa ho an'ny mpivarotra ihany koa ☺️

Contact : 0386234995 - 0332844327

Livraison partout à Antananarivo 🚴
Récupération : Itaosy

Efa mafana izao ny andro ohh🌞😎Mandray commande "Ny Jus Naturel" hatrany izahay 😋😎Aza misalasala mandefa commande 🥰🥰Conta...
27/09/2023

Efa mafana izao ny andro ohh🌞😎
Mandray commande "Ny Jus Naturel" hatrany izahay 😋😎
Aza misalasala mandefa commande 🥰🥰
Contact : 0332844327 na 0386234995

À récupérer à Itaosy
Livraison partout à Antananarivo 🚴

Manao jus sur bouteille de 1,5l koa izahay ah !
Mirary be hatrany ny tolotranay nefa 💌💓💓 #

Efa manomboka mafana izao ny andro oohh🌞😍Mitohy hatrany ny fandraisana commande “Ny Jus Naturel” ato aminay 🥰>>Misaotra ...
02/09/2023

Efa manomboka mafana izao ny andro oohh🌞😍
Mitohy hatrany ny fandraisana commande “Ny Jus Naturel” ato aminay 🥰
>>Misaotra anareo izay nanjifa rehetra t@ ity herinandro ity🥳💗

Aza misalasala mandefa commande ato aminay amin'ireo hetsika karakarainareo (anniversaire , opération , événement familial ,sns)🤩.Eny , na ho an'ireo izay mbola ivarotra aza 🥰

Lieu de récupération : Itaosy 🤩
Afaka manao livraison hatrany ho an'ireo izay alavitra 😍
>> Livraison partout à Antananarivo 🚴
Contact : 0386234995 na 0332844327

Na aiza na aiza misy anareo client dia afaka tongavanay 🚴

NY JUS NATUREL 😻 😍Jus Naturel 250ml avec pipette ,afaka manao 1L , 1.5L ihany koa 😉🥰😍Prix mirary hatrany 😉😻😍Misy tsiro i...
29/08/2023

NY JUS NATUREL 😻
😍Jus Naturel 250ml avec pipette ,afaka manao 1L , 1.5L ihany koa 😉🥰
😍Prix mirary hatrany 😉😻
😍Misy tsiro isan-karazany : fraise , tamarin , citron ,sns😋
Commande : 2 na 1 andro mialoha 😉...mandray foana isan'andro 😍

Ho anareo mikarakara opération , anniversaire, communion, événement familial , vente ,sns😍

Lieu : ITAOSY 🚴
Manao livraison ihany koa ho anareo izay alavitra «Izay misy anareo client dia afaka tongavanay» 🚴

Contact : 📞0386234995 na 📞0332844327

Address

Antananarivo

Telephone

+261345206147

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny pejy:

Share