El Judi

El Judi • Discipline
• Motivation/Culture
• Partage
• Formation


« L’élan de la nature et de l’art »

25/06/2026

Iza koa no efa nahita fiainana?

Te hianatra manafatra entana tsara kalitao ao Chine ve ianao? Hizara ny fahalalana sy paikady hanampy anao hahomby aho a...
04/01/2026

Te hianatra manafatra entana tsara kalitao ao Chine ve ianao?

Hizara ny fahalalana sy paikady hanampy anao hahomby aho ahafahanao manodina vola sy mampitombo ny business nao✅

Porofo mivaingana ireto sary vitsivitsy ireto🔥✅




Tena azo atao tsara ary mendrika kosa ity ehSady fanajana ilay teny no fanajana ilay pejy ho matihanina amin'ny sehatra ...
04/01/2026

Tena azo atao tsara ary mendrika kosa ity eh

Sady fanajana ilay teny no fanajana ilay pejy ho matihanina amin'ny sehatra rehetra

Mankasitraka an'i MBA Lait dia aparitaho raha mety aminao koa

⚠️📢 ALERT RECRUTEMENT ⚠️ JANVIER🗓️Fanombohan-javatra🛑 Manasa anao hamaky tsara ny profile takina  asa.🛑Mitady "AGENT COM...
02/01/2026

⚠️📢 ALERT RECRUTEMENT ⚠️

JANVIER🗓️
Fanombohan-javatra

🛑 Manasa anao hamaky tsara ny profile takina asa.🛑

Mitady "AGENT COMMERCIAL (10)" hanamafy ny ekipanay.

👉 lehilahy na vehivavy

✅ Mahay mandresy lahatra tsara
✅ 18ans à 25ans
✅ Olona Tia mifaninana sy tia manejika objectif
✅ Salaire par objectif.
✅ Manana disponibilté tsara. (Libre)

⏲️Afaka atao TÉLÉTRAVAIL

📢 Raha mahaliana anao dia mandefasa hafatra miafina avy hatrany.
☎ +261 34 11 203 42

Happy new year🎉🥳      🙏 2026🙏
01/01/2026

Happy new year🎉🥳

🙏 2026🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when El Judi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share