Ratal.construct

Ratal.construct "Expert en infrastructures sportives et surfaces synthétiques à Madagascar. Conception et pose de gazon certifié aux normes FIFA Quality Pro.

Robustesse, drainage optimal et finition de haute précision pour vos terrains de Football et Futsal."

21/05/2026

Joshoà Never give up🔥

04/05/2026




☎️034 70 496 88 raha manana PROJET hanangana terrain synthetique

✅Tsy voatery hoe « Projet Terrain synthetique dia hatao location daholo ».✅Afaka asinao terrain de foot Privé ao aminao ...
28/04/2026

✅Tsy voatery hoe « Projet Terrain synthetique dia hatao location daholo ».
✅Afaka asinao terrain de foot Privé ao aminao miaraka amin’ny Piscine❤️ toy ny amin’izao sary izao

✅Na « Dimension 20m x 10m » dia afaka asina azy

☎️034.70.496.88 Raha liana ianao
🏢Bureau Ambohimanandray Ambohimanarina

NB: Izahay dia manana Gamme Gazon 3:
-Gazon synthetique sans remplissage en Latex
-Gazon synthetique avec remplissage QUALITE FIFA
-Gazon synthetique avec remplissage QUALITE FIFA PRO(Homologué FIFA)

✅Terrain Synthetique  à 7 Voalohany aty Toliara✅Na aiza na aiza misy anareo dia afaka manamboatra ny terrain anareo izah...
23/04/2026

✅Terrain Synthetique à 7 Voalohany aty Toliara
✅Na aiza na aiza misy anareo dia afaka manamboatra ny terrain anareo izahay
1️⃣Plateforme de drainage + canneau d’evacuation
2️⃣Murs de 1m de hauteur
3️⃣Tube Galvanisé (porte filet parre ballon)
4️⃣Filet Parre Ballon
5️⃣But + Filet
6️⃣Pose Pelouse (tapis synthetique)
7️⃣Traçage ligne blanche
8️⃣Compactage

✅Temps d’execution 2mois

❤️Raha manana PROJET TERRAIN SYNTHETIQUE dia aza misalasala ny miantso ny laharana
☎️034 70 496 88

NB: Efa afaka mandray anareo client any TANA izahay à partir Mardi 28 avril

🏟️Un de plus🏟️✅Toliara tsy miroro koahy✅Ho anareo faritra sasany mbola tsy manana TERRAIN SYNTHETIQUE dia aza misalasala...
16/04/2026

🏟️Un de plus🏟️
✅Toliara tsy miroro koahy
✅Ho anareo faritra sasany mbola tsy manana TERRAIN SYNTHETIQUE dia aza misalasala miantso
☎️0347049688

NB: izahay dia manana gamme gazon karazany 3
-Gazon sans remplissage
-Gazon avec remplissage QUALITE FIFA
-Gazon avec remplissage QUALITE FIFA PRO (homologué FIFA)

🔥Manao hybrid grass koa izahay🔥 satria ny RATAL CONSTRUCT dia miara miasa amin’ny CGT izay orinasa CERTIFIE FIFA ary azahoana ny CERTIFICATE FIELD (homologation) amin’izay fotoana izay dia ny CGT mihintsy ny manao ny kianja⚽️

🏟️Terrain synthetique🏟️☀️Eto Toliara ny EKIPA ⚽️Foot à 7✅Raha manana Projet hanangana Terrain synthetique ianao dia aza ...
06/04/2026

🏟️Terrain synthetique🏟️
☀️Eto Toliara ny EKIPA
⚽️Foot à 7

✅Raha manana Projet hanangana Terrain synthetique ianao dia aza misalasala ny miantso anay
☎️034.70.496.88

02/04/2026

🔥😍✅

Ho antsika tia baolina kitra⚽️Efa misokatra ny kianja Winners Stadium Mahitsy
22/03/2026

Ho antsika tia baolina kitra⚽️
Efa misokatra ny kianja Winners Stadium Mahitsy

🇲🇬Mandeha tsikelikely✅Asa tany, ✅sehatra fanariana rano, ✅fametrahana bozaka, ✅fanamarihana tsipika fotsy, ✅fametrahana ...
05/03/2026

🇲🇬Mandeha tsikelikely

✅Asa tany,
✅sehatra fanariana rano,
✅fametrahana bozaka,
✅fanamarihana tsipika fotsy,
✅fametrahana tsatokazo
✅fametrahana harato fiarovana baolina

🇫🇷Par étapes

✅Terrassement
✅Plateforme de drainage/evacuation
✅Pose pelouse
✅Traçage lignes blanches
✅Pose But
✅pose filet pares-ball

Raha Manana PROJET TERRAIN synthetique

☎️0347049688 (ingenieur GC,specialiste en amenagement gazon synthetique)
🏢Bureau Ambohimanandray Ambohimanarina

Manao Filet ihany koa izahay amin’ny vidiny 4.500ar/m2 mandray vita

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261347049688

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ratal.construct posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ratal.construct:

Share