Rasoa cosmétiques

Rasoa cosmétiques "Beauté complète, éclat parfait 🛍️

✨ PROTEIN BRAZILIAN – SOIN COMPLET POUR CHEVEUX ✨💁‍♀️ Te hanana volo malama, mamirapiratra ary matanjaka ve ianao?👉 Ity ...
16/05/2026

✨ PROTEIN BRAZILIAN – SOIN COMPLET POUR CHEVEUX ✨
💁‍♀️ Te hanana volo malama, mamirapiratra ary matanjaka ve ianao?
👉 Ity no solution tonga lafatra ho anao !
✅ Manamboatra volo simba
✅Mampitsahatra n'y volo mihitsana sy tampatampaka
✅ Mampitsiry sy manamafy volo
✅ Manalefaka frisé sy volo maina
✅ Manome brillance naturel
✅ Hydratation lalina
🌿 Sans sulfate – Sans paraben – Sans silicone – Sans sel
🇮🇹 Made in Italy
💎 Résultat professionnel atao ao an-trano !
Mety amin'ny karazana volo rehetra
💰 PRIX SPÉCIAL : 60.000 Ar gamme
🚚 Livraison rapide













🌰✨ VASÉLINE COCOA RADIANT – SECRET N’NY HODITRA MAMIRAPIRATRA ✨🌰Te hanana hoditra malama, mando ary glow naturel ve iana...
16/05/2026

🌰✨ VASÉLINE COCOA RADIANT – SECRET N’NY HODITRA MAMIRAPIRATRA ✨🌰
Te hanana hoditra malama, mando ary glow naturel ve ianao?
👉 Ireo Vaseline Cocoa Radiant Lotion + Jelly no combo tian’ny vehivavy maro!
🧴 Cocoa Radiant Lotion (600ml)
✔ Hydratation lalina 48H
✔ Manalefaka hoditra maina
✔ Mampamirapiratra hoditra avy hatrany
✔ Tsy miraikitra — mety ampiasaina isan’andro
🫙 Cocoa Radiant Jelly (200ml)
✔ Manamboatra faritra maina be
✔ Miaro hoditra amin’ny fahamainana
✔ Tonga lafatra amin’ny kiho, lohalika, tongotra & molotra
💎 (SECRET PRO) 💎
✅ Ampiasao Lotion rehefa avy mandro (mbola mando kely ny hoditra)
➡️ Manampy absorption rapide sy hydration double
✅ Asio Jelly amin’ny alina amin’ny faritra maina
➡️ Mifoha maraina hoditra malefaka sy mamirapiratra
🔥 Raha ampiasaina miaraka → Résultat rapide kokoa!
✨ Vokatra hitanao:
✔ Hoditra silky
✔ Loko mitovy
✔ Glow naturel isan’andro
💰 Prix : 70.000 Ar izy 2
🚚 Livraison rapide
⚡ Stock voafetra — Produit original

✨ HODITRA MANGIRANA TSY MISY TASY & MONY ✨🌸 BIOAQUA COLLAGEN FIRMING & MOISTURE SET 🌸💜 Manala tasy sy mony💜 Manalefaka k...
11/05/2026

✨ HODITRA MANGIRANA TSY MISY TASY & MONY ✨
🌸 BIOAQUA COLLAGEN FIRMING & MOISTURE SET 🌸
💜 Manala tasy sy mony
💜 Manalefaka ketrona sy tsipika madinika
💜 Manamafy sy manarina hoditra
💜 Manome hydration lalina
💜 Mampamirapiratra ny tarehy
👉 Vokatra iray = fikarakarana feno ny hoditrao
✅ Hoditra malama
✅ Tsy misy tasy
✅ Mihena ny mony
✅ Glow naturel isan’andro
🔥 Mety amin’ny karazan-hoditra rehetra
🔥 Vokatra hita maso haingana
💰 Prix 40.000ar (izy 2)
🚚 Livraison rapide
Rasoa cosmétiques

10/05/2026
🌿✨ SALEND HAIR MASK — FIKARAKARANA VOLONDOHA MATIHANINA ✨🌿❌ Volo maina ?❌ Volo simba sy mora tapaka ?❌ Volo tsy mitombo ...
10/05/2026

🌿✨ SALEND HAIR MASK — FIKARAKARANA VOLONDOHA MATIHANINA ✨🌿

❌ Volo maina ?
❌ Volo simba sy mora tapaka ?
❌ Volo tsy mitombo ?

👉 Ity no vahaolana ho anao !

💚 SALEND HAIR MASK 500ml
Masque capillaire manokana mamelona, manamboatra ary mampiverina ny fahasalaman’ny volo.

🌱 Tombony azo :
✔️ Manamboatra volo simba
✔️ Manome hamandoana lalina
✔️ Mahatonga volo malefaka sy mangirana
✔️ Manamora fikarakarana volo
✔️ Manamafy ny fototry ny volo
✔️ Mety amin’ny karazan-volo rehetra

✨ Volo lava sy salama
✨ Volo malefaka toy ny landy
✨ Volo matanjaka sy mamirapiratra

🧴 Habe lehibe 500ml
🚚 Livraison rapide
💰 Prix 30.000ar

🔥 Omeo ny volonao ny fikarakarana mendrika azy !

✨ CHEVEUX SECS, CASSANTS OU SANS VIE ? ✨Offrez à vos cheveux le soin qu’ils méritent avec Protein Brazilian Hair Serum –...
10/05/2026

✨ CHEVEUX SECS, CASSANTS OU SANS VIE ? ✨

Offrez à vos cheveux le soin qu’ils méritent avec Protein Brazilian Hair Serum – Keratin Queen 💛

🌿 Enrichi en :
✔️ Kératine réparatrice
✔️ Huile d’Argan nourrissante
✔️ Collagène fortifiant
✔️ Huile de Jojoba hydratante

💎 Résultats visibles :
✅ Répare les cheveux abîmés
✅ Réduit la casse et les pointes sèches
✅ Rend les cheveux doux, brillants et soyeux
✅ Facilite le coiffage
✅ Convient à tous types de cheveux

🔥 Des cheveux lisses, forts et éclatants dès les premières utilisations !

📦 Livraison rapide
💰 Prix 20.000ar

Keratin Queen – Protein BrazilianShampoo • Hair Mask • Serum💎 Ho an’ny volo matanjaka, malama ary mamirapiratra💧 Mitsabo...
04/05/2026

Keratin Queen – Protein Brazilian
Shampoo • Hair Mask • Serum
💎 Ho an’ny volo matanjaka, malama ary mamirapiratra
💧 Mitsabo ny volo simba, ny produit, may, tampatampaka, miongotra
🌱 Manampy amin’ny faniry ny volo
✨ Mamerina ny volo ho salama, malefaka ary mangirana
🛡 Miaro ny volo amin’ny fahasimbana
Inona no ao anatiny?
Keratine – manamafy sy miaro ny volo
Proteine Brazilian – manome hery sy hamandoana
Argan Oil & Panthenol – mamelona ny volo malemy sy simba
📦 Coffret soin complet – Kit feno fikarakarana volo
💰vidiny: 150.000Ar
🚚 Livraison rapide
💬 Mampiasa Keratin Queen ianao, mahazo vokatra matihanina , ary mitsabo ny volonao

✨ Cicaplast Baume B5+ – Fikojakojana Hoditra Premium ✨🌿 Fikarakarana hoditra tsy manam-paharoa – ho an’ny hoditra marefo...
03/05/2026

✨ Cicaplast Baume B5+ – Fikojakojana Hoditra Premium ✨
🌿 Fikarakarana hoditra tsy manam-paharoa – ho an’ny hoditra marefo, maina, na Simba produit
💎 Ny tsiambaratelo ao anatiny:
Panthénol 5% – manafaingana ny fanasitranana
Madecassoside – mampitony, manamboatra ary miaro ny hoditrao
🎯 Izy no safidy premium ho an’ny hoditra:
✅Mitsabo ny tare mivoramena sy manga
✅Manala mony sy tasy
✅Manampy amin’ny fanarenana sy fanamafisana ny hoditra
✅Mety ho an’ny ankizy, olon-dehibe, ary ny zaza
✨ Cicaplast Baume B5+ – Hoditrao,
mamiratra, Madio ary voaharo
💰 Prix 40.000ar
🚚 Livraison Rapide

Address

0329298485
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasoa cosmétiques posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share