DTF City

DTF City Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DTF City, Printing Service, 67ha, Antananarivo.

🎉 On a changé !

🔄 Nouvelle gérance, nouvelle vision
🎨 Impression textile DTF haute résolution
💡Impression Bache, autocollant, PVC
🏢 Showroom entièrement relooké😉
👉 La qualité qui fait la différence

Venez découvrir notre nouvelle équipe❤️

🔵🟣🔴🟠🟡 Mbola ato amin'ny DTF City ihany no mora indrindra ny impression sur PVC.  9000 Ar dia efa mahavita na sarinao, na...
09/11/2026

🔵🟣🔴🟠🟡 Mbola ato amin'ny DTF City ihany no mora indrindra ny impression sur PVC. 9000 Ar dia efa mahavita na sarinao, na ho atao haingotrano, na plaque, n'inon'inona. Ny kalitao dia tsy miova fa tsara indrindra hatrany
🔴🟠🟡 Aza misalasala manontany raha misy fanontaniana tinao apetraka mahakasika izany.
🔴🟠DTF City 67Ha Nord Ambadiky ny COUM. 038 61 170 70

06/11/2026

🔴FIUUUUUUUUUUUU...
🔴DTF City 7Ha Nord ambadiky ny COUM. Tous travaux d'impression et de personnalisation.
🔴038 61 170 70

03/11/2026

😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Dtf City 67Ha Nord - Impression DTF 18.000 Ar/m. 16.000 Ar/m si plus de 5M
Whatsapp : 038 61 170 70

🤣 Ny superfan tonga de nataony sary sur PVC mihitsy ilay izy satria aty mora be ❤️🔥 Sary sur PVC aty amin'ny DTF City di...
29/10/2026

🤣 Ny superfan tonga de nataony sary sur PVC mihitsy ilay izy satria aty mora be
❤️🔥 Sary sur PVC aty amin'ny DTF City dia 9.000 Ar dia mahavita fa tsy 25.000 ar toy ny an'ny hafa.
❤️Mafy lery sa tsy mafy 🤣

🔥Ecriteau en PVC pour décoration d'intérieur... En PVC⭕ Azo personnalisé-na ihany koa amin'izay ilaivana azy rehetra 🔥🔥⭕...
29/10/2026

🔥Ecriteau en PVC pour décoration d'intérieur... En PVC
⭕ Azo personnalisé-na ihany koa amin'izay ilaivana azy rehetra 🔥🔥
⭕Tongava ety amin'ny DTF City raha mahaliana anareo na te hahazo toy izao.

23/10/2026

🔴SOLOY AMZAY ILAY PLAQUE EFA DRODROKA🔴
Misy plaque en PVC milay be aty amin'ny DTF City 67HA. En PVC tonga dia Dispo. Afaka personnalisena am zay sary sy soratra tianareo ihany koa.
🔴DTF City 67Ha Nord - Immeuble Level UP - 038 61 170 70

21/10/2026

😭Mba fantaro ihany ilay zavatra tadiavina fa tssss..
🔴Fa promotion be izao ny DTF eto amin'ny DTF City 67ha an. 18.000 Ar par mètre fotsiny ary 16.000 Ar raha plus de 5 mètres.
🔴Raha hi commande dia Whatsapp avy hatrany : 038 61 170 70
🔴Ny mini presse sy ny presse à chaud 38x38 cm koa promo be fa araraoty

🔴Asio Oriflamme amin'izay eo anoloan'ny Tsenanareo. 🔴Miavaka mihitsy ny tsena misy Oriflamme toy izao. 🔴Misy karazany ma...
19/10/2026

🔴Asio Oriflamme amin'izay eo anoloan'ny Tsenanareo.
🔴Miavaka mihitsy ny tsena misy Oriflamme toy izao.
🔴Misy karazany maro izy ireo eto amin'ny DTF City. Plume, Rectangle, Goutte d'eau
🔴A partir de 150.000 Ariary ny Oriflamme
🔴038 61 170 70

16/10/2026

🤣🤣 A partir de 9.000 Ar monja ny PVC eto amin'ny DTF CITY. Prix tena mora indrindra ho antsika mbola hisera.
🛑 Azo atao aminy sary, plaque, menu, décoration, plaque moto, sns sns ....
🛑 Mp na whatsapp avy hatrany raha mila devis - 038 61 170 70

15/10/2026

🔴PROMO BE NY DTF eto amin'ny DTF CITY AN SAO TARA. Misy mora noho izao ve nefa amin'ilay kalitao tsara ?
🔴18.000 Ariary isaky ny metatra. Midina ho 16.000 Ariary isaky ny metatra izany raha mihotra ny dimy metatra.
🔴Tongava malaky ary fa ny antsika sady mora no kalitao. Mp na Whatsapp avy hatrany raha mila fanazavana.
🔴DTF City 67Ha Nord Ambadiky ny COUM - 038 61 170 70

Address

67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DTF City posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share