Chez Malalatiana

Chez Malalatiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Malalatiana, Business Center, Andravohangy, Antananarivo.

πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°mes amour 😘😘😘😘
15/10/2025

πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°mes amour 😘😘😘😘

🎊🎊manome ny tsara ho antsika hatrany, araho akaiky ny pejy, πŸ’žπŸ’ž
07/08/2025

🎊🎊manome ny tsara ho antsika hatrany, araho akaiky ny pejy, πŸ’žπŸ’ž

🎊🎊 akana fafiny izay miseo 🎊🎊
03/08/2025

🎊🎊 akana fafiny izay miseo 🎊🎊

04/07/2025

πŸ”΅ Ny Herin'ny Saina

Ny saina no fototry ny zava-drehetra. Izay antsainao, dia ianao. Raha mieritreritra ho malemy ianao, dia ho malemy tokoa. Raha mieritreritra tsy hahomby ianao, dia ho tonga amin’izany tsy fahombiazana izany.

Fa rehefa manam-pinoana amin’ny tenanao sy amin’ny hoavinao ianao, dia manomboka manorina fandresena.

Tsy avy any ivelany ny faharesena, fa miainga ao anatinao.Toy izany koa, ny fandresena tsy avy amin’ny hery ivelany, fa manomboka ao anaty fanapahan-kevitra, ao anaty faharetana, ao anaty finoana.

Ny fiainana dia tsy resaka vintana fotsiny, fa vokatry ny toe-tsaina, safidy, sy ezaka miverimberina.

Raha tianao hovaina ny fiainanao, dia ataovy izay hanovana ny fomba fisainanao. Amboary ny eritreritrao, dia hiova ny fiainanao.

Tadidio mandrakariva: ny saina no fanalahidy, ka izay tanjona tianao ho tratrarina, ataovy ao an-tsainao aloha.

Partageo hoany hafa.

Tsiry Rakotondrazay

04/07/2025
πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
24/06/2025

πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

πŸ’žπŸ’žπŸ’ž bonne weekend Γ  tous ❀️❀️ 😘😘
21/06/2025

πŸ’žπŸ’žπŸ’ž bonne weekend Γ  tous ❀️❀️ 😘😘

πŸ’žπŸ’ž zahay 3 mianaka ihany ireo ah πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
14/06/2025

πŸ’žπŸ’ž zahay 3 mianaka ihany ireo ah πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

😍😍😍ry lava tongotra isany πŸ˜πŸ˜πŸ’žπŸ’žπŸ’ž
14/06/2025

😍😍😍ry lava tongotra isany πŸ˜πŸ˜πŸ’žπŸ’žπŸ’ž

Address

Andravohangy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Malalatiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share