Kuroiler mikl

Kuroiler mikl Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kuroiler mikl, Wholesale & Supply Store, Amboditsiry, Antananarivo.

Te hanatsara kokoa ny fiompiana ve ianao ? Efa henonao izany akoho kuroiler ? (Mivarotra atody afaka akotrika tsara zay ...
02/03/2025

Te hanatsara kokoa ny fiompiana ve ianao ?
Efa henonao izany akoho kuroiler ?
(Mivarotra atody afaka akotrika tsara zay )

Avantage

4 mois ny vavy dia efa manatody

4 mois ny lahy dia efa manaraka

Manatody 1 isanandro mandritra ny 2 taona na mahery izy

Manatombo bebe kokoa am akoho hafa izy noho izy tena mora mahazo lanja
3 volana dia afa andrahoana ary tena nofosana.

Tsy voatery omena provande fa afaka atao taiza gasy ( minana katsaka , legume .... )
ny vavy mahatratra 4-5kg eo
Ny lahy 6-7kg ny lanjany
Izy indray anefa dia tsy mikotrika fa manatody foana ,donc mila mampiasa couveuse na akoho , na voritsiloza mikotrika azy ,

disponible ato aminay amzao ny atody ho an'izay mbola tsy nahazo ..na ireo zay manana heritreritra ny vao anomboka iompy , afaka mampianatra sakafo sns izahay , ary aza misalasala

Aza tara ary , vonjeo dia eny zao, afaka jerena mivantana afaka mlivre ihany koa izahay.
Contact :0343858847
0340431810

race pure hatrany ny ato aminay. Reo ny sary ny parents any .

Deco arendrina mety amin'ny fety rehetraMandray commande 0342274913
24/06/2024

Deco arendrina mety amin'ny fety rehetra
Mandray commande
0342274913

Lasa zao . 1 volana latsaka kely
21/05/2024

Lasa zao . 1 volana latsaka kely

Address

Amboditsiry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kuroiler mikl posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share