19/08/2026
HIARAKA HAMIRATRA ISIKA! 🧡
Ny KIT SOLAIRE S50C dia vahaolana tsotra sy azo ampiharina hananana hazavana sy angovo eny an-tokantranonao. ⚡🌞
✨ S50C : Hery avy amin’ny masoandro, ho an’ny fiainana andavanandro.
👉 Vonona ny hiara-hamiratra amintsika ve ianao? 🌞🧡