Mahatoky Services

Mahatoky Services Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mahatoky Services, Business Center, Antananarivo.

17/04/2026

Motivation kely

⚫ Lasa ingahy Emmanuel, mpilalao horonantsary tao amin'ny Malok'ila rehefa nandalo tsy fahasalamana volana vitsivitsy.Ts...
10/04/2024

⚫ Lasa ingahy Emmanuel, mpilalao horonantsary tao amin'ny Malok'ila rehefa nandalo tsy fahasalamana volana vitsivitsy.

Tsy mpilalao horonantsary ihany izy fa sady mpanolontsaina kaominaly tao amin'ny Kaominina Soalandy Ankadivoribe.

Veloma leisy dada, hoy Ralay izay, Veloma ingahy Emmanuel.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ny mpiara-miasa taminy rehetra izahay. 😢

...Rehefa tsy afaka ny Ray amandrenin'ialahy ka sendra  tafavory amin'ny fianakaviana ilay tsy dia mifanerasera ireny:👉M...
09/04/2024

...Rehefa tsy afaka ny Ray amandrenin'ialahy ka sendra tafavory amin'ny fianakaviana ilay tsy dia mifanerasera ireny:

👉Manontany ilay Dadatoa sy nenitoa tsy dia fahitanla:Zanak'iza moa ialahy io?tena tsy fantatray mihintsy,mamaly ialahy hoe zanak'ianona..mamaly izy :hmmm Hay ve Sady tsy rototra firy😀tapina hatreo ny Daomy🤔😀
...Fa rehefa Deba ny Dadan'ialahy sy ny Maman'ialahy:

👉Hoy ilay Dadatoa sy nenitoa sy cousin sy cousine ilay tsy hainla mihintsy ny fisiany:Hoay lehibe sahady ialahy ity Sady lasa tovolahy be,taviny no volony.Fantatr'ialahy ve izao Aho?ity ny vadiko Dadatoa Bera😀dia iretsy anabavinla sy ralahinla daholo,,tadidio ihany ny havana sao dia mifanena eny andalana eny ka mifanary Bla Bla Bla🤔😥ianao nga Teo😜

FEHINY : Zandry a!aza Miandry Dada na i Mama afaka be fa ialahy mihintsy no Manaova afaka fa rehefa manambola sy misy hatao ialahy amin'ny fiainana Ahitanla hatramin'ny Jamba,ahalala hiantso ny anaranla hatramin'ny Moana ary na ny Marenina aza ahare ny bitsibitsik'ialahy 😊😊

Vital Major

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatoky Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share