NK Scoot Mdg

NK Scoot Mdg vente de moto de bonne occasion uniquement �
contact : +261 34 50 391 97 / +261 38 50 350 81
WhatsApp : + 261 38 50 350 81

Raha hiala vola ihany dia alao amin'ny zavatra tsara😉🔴🔴Cygnus phase 1🔴🔴Io ray io sisa fa aingana ary✅✅C1 bonne occasion ...
29/06/2024

Raha hiala vola ihany dia alao amin'ny zavatra tsara😉
🔴🔴Cygnus phase 1🔴🔴
Io ray io sisa fa aingana ary✅✅
C1 bonne occasion be, manitra be mihitsy 😉
_Moteur milamina be ✅
_carenage ao tsara✅
_cle d'origine ✅
_ Manette de frein kit ✅
Tsy hiteny be ankohatran'izay fa moto milay be fa midira mp aingana ary,😉
_pneu maranitra tsara daholo (av/arr)✅
Prix : Mora be amizao fa araraoty 😉
Contact : 0385035081 / 0345039197☎️
NB: Misoratra aminao avy hatrany mbola BL ny Papier ✅📝📝

🔴🔴 Arrivage Manitra be🔴🔴Moto première main ho anao ary tena impeccable be daholo😉✅_Moteur 0 Bruit ✅ _pneu maranitra tsar...
28/06/2024

🔴🔴 Arrivage Manitra be🔴🔴
Moto première main ho anao ary tena impeccable be daholo😉✅
_Moteur 0 Bruit ✅
_pneu maranitra tsara daholo✅
_ Carénage loko d'origine bonne occasion ✅
Anontanio izay mety ary😉
Prix : Norma tsara daholo😉
Tongava mijery mivantana na aka tsirony azy😁✅
Contact : +261 38 50 350 81 ☎️
+261 34 50 391 97☎️

🔴🔴Arrivage C3 manitra be mihitsy 🔴🔴BL misoratra aminao avy hatrany 📝Contact : 0385035081 / 0345039197☎️
27/06/2024

🔴🔴Arrivage C3 manitra be mihitsy 🔴🔴
BL misoratra aminao avy hatrany 📝
Contact : 0385035081 / 0345039197☎️

❌Mila vola fety dia alefa Léry eh❌📌Kymco megafi 150CC par 12✅📌Mbola BL misoratra amzay Maka anazy📝📌Fourche kit DY ✅📌Mane...
24/06/2024

❌Mila vola fety dia alefa Léry eh❌
📌Kymco megafi 150CC par 12✅
📌Mbola BL misoratra amzay Maka anazy📝
📌Fourche kit DY ✅
📌Manette kit / poignet kit✅
📌Boite tsara bé : croix LGR7, embro KN7 + cloche kit bé✅
📌Vidange efa vitæ oh 7100 motul 15W50 ✅
📌Pneu bona bé même dessin✅
📌Cache pale kit lumineux ✅
📌Led kit d'origine daoly✅
🔴Devoirs maivana , cache echap tss Dia pose pieds gauche ts mety mihidy🔴
Prix : 17M750 efa nahidina bé
Tel : 0346679281 visible antanimena

🔴🔴Araraoty araraoty eh🔴🔴Io ray io sisa fa aingana ary✅✅C1 bonne occasion be, manitra be mihitsy 😉_Moteur milamina be ✅_c...
24/06/2024

🔴🔴Araraoty araraoty eh🔴🔴
Io ray io sisa fa aingana ary✅✅
C1 bonne occasion be, manitra be mihitsy 😉
_Moteur milamina be ✅
_carenage ao tsara✅
_cle d'origine ✅
_ Manette de frein kit ✅
Tsy hiteny be ankohatran'izay fa moto milay be fa midira mp aingana ary,😉
Prix : Mora be amizao fa araraoty 😉
Contact : 0385035081 / 0345039197☎️
NB: Misoratra aminao avy hatrany mbola BL ny Papier ✅📝📝

Sera maivana😉Bonne occasion be daholo ✅Fixation batterie C1📌Clé bougie 📌Contact : 0385035081 / 0345039197☎️
22/06/2024

Sera maivana😉
Bonne occasion be daholo ✅
Fixation batterie C1📌
Clé bougie 📌
Contact : 0385035081 / 0345039197☎️

🔴🔴 araraoty ary ,C1 Bonne occasion 🔴🔴Raha mila zavatra tsara dia omena ianao😉_Moteur mangina be 0 Bruit ✅_ Carénage Mika...
21/06/2024

🔴🔴 araraoty ary ,C1 Bonne occasion 🔴🔴
Raha mila zavatra tsara dia omena ianao😉
_Moteur mangina be 0 Bruit ✅
_ Carénage Mikatona tsara daholo✅
_Loko d'origine ✅
_Vidange efa vita ✅
_Papier misoratra aminao avy hatrany ✅
_Tsy iresaka be fa jerevo ny sary😉
Contact : +261 38 50 350 81 ☎️
+261 34 50 391 97☎️
WhatsApp : +261 38 50 350 81 📝
Lieu : Espace Anjarasoa Soamanandrariny 📌

🔴🔴 C1 Bonne occasion 🔴🔴Ireo sisa fa alaivo aingana ny anjaranao 😉Raha mila zavatra tsara dia omena ianao😉_Moteur mangina...
20/06/2024

🔴🔴 C1 Bonne occasion 🔴🔴
Ireo sisa fa alaivo aingana ny anjaranao 😉
Raha mila zavatra tsara dia omena ianao😉
_Moteur mangina be daholo 0 Bruit ✅
_ Carénage Mikatona tsara daholo✅
_Loko d'origine ✅
_Vidange efa vita daholo✅
_Papier misoratra aminao avy hatrany ✅
_Tsy iresaka be fa jerevo ny sary😉
Contact : +261 38 50 350 81 ☎️
+261 34 50 391 97☎️
WhatsApp : +261 30 50 350 81 📝
Lieu : Espace Anjarasoa Soamanandrariny 📌

🛑🛑 Ho an'izay mila zavatra tsara🛑🛑Moto tsara sy impec be,✅Papier : BL misoratra aminao avy hatrany ✅Vao tonga mihitsy ✅ ...
18/06/2024

🛑🛑 Ho an'izay mila zavatra tsara🛑🛑
Moto tsara sy impec be,✅
Papier : BL misoratra aminao avy hatrany ✅
Vao tonga mihitsy ✅
Tsy misy tantaraina be fa tongava mijery ✅
Contact : +261 38 50 350 81☎️
+261 34 50 391 97☎️
Lieu : espace Anjarasoa Soamanandrariny

🛑🛑Arrivage C1 manaraka 🛑🛑Mbola tsy tara raha izao no mividy cadeaux fête des pères an😉,🪛 Première main ho an'izay mividy...
15/06/2024

🛑🛑Arrivage C1 manaraka 🛑🛑
Mbola tsy tara raha izao no mividy cadeaux fête des pères an😉,
🪛 Première main ho an'izay mividy azy✅
🪛 Moteur farak'izay mangina✅
🪛Matanjaka Kely✅
🪛pneu maranitra tsara daholo (jereo ny sary)✅
Tsy te iresaka be fa tongava mijery mivantana sy mihaino ny feony😉
🪛 Papier BL misoratra aminao avy hatrany ✅
Prix : Manimba ny seran'ny hafa oz'zalaha izay🤣
Contact : ☎️ : +261 38 50 350 81
+261 34 50 391 97
WhatsApp 📝: +261 38 50 350 81
Lieu : espace Anjarasoa Soamanandrariny

Address

Soamanandrariny
Antananarivo

Telephone

+261385035081

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NK Scoot Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share