Gasy jejo ofisialy

Gasy jejo ofisialy Service et achats

❤️🧒🥰BONNET_2_en_1_MAHAFATIFATY👶🧸❤️Mangatsiaka be izao,tena oe mamirifiry 🥶🥶 fa andao atao mafana tsara ny zanakitsika e!...
24/05/2025

❤️🧒🥰BONNET_2_en_1_MAHAFATIFATY👶🧸❤️

Mangatsiaka be izao,tena oe mamirifiry 🥶🥶 fa andao atao mafana tsara ny zanakitsika e!"❤️
Tena natao ho azy ireto bonnet 2en1 ireto sady tonga dia entiny manao harendrina 🥰❤️,

👉mafana, malefaka,
👉vita amin’ny coton 💯 qualité mety tsara ho an'ny ankizy.
👉Tonga dia vonona hiatrika ny ririnina — mafana tsara sady hatsaran-tarehy ary fiarovana miaraka amin'ny style mahafatifaty!

✅Mety amin’ny zazakely 0-3 taona

✅Mampahazo aina sy tsy mandratra

👉👉Misy loko 9afaka isafidianana👈👈
Tandremo sao tara Ahhhh 🏃🏃😊

💲Prix 13.000Ar
🚚Mandefa amin'ny faritra
📞: 034 26 47757 na Mp










20/03/2025

⌨️R.K Créa & Co💻
-Gestion d'entreprises/ Conception Graphique/Community Manager
Salama tompoko ‼️
Mpandraharaha ve ianao ⁉️Manana business maromaro tinao ivelatra be be koakoa ⁉️
Tsy harakao anefa ny mitantana ny orinasanao na oe tsy manam-potoana ianao 😩⁉️ Satria mety oe manana asa anakiroa ka ts afaka anenjika bitro roa 😪 hany ka lasa miemotra fona Ilay projet anao ,nefa ianao mba te hanana vadin'asa satria iaraha-mahalala ny fahasarotan'ny fiainana amin'izao fotoana
🤔🙄???
Aza matahotra fa eto izahay anampy anao.
natao ho anao mihintsy ity offre 3 en1 ity😊 , satria nahoana ⁉️
Sady manana
👉Gérant d'entreprise et de projet ianao,
👉 Manana community manager
👉Ary Graphic designer /
Izany oe :
✅mgerer ny réseau sociaux anao isanandro izahay ary mampitombo ny visibilité anao??
✅mandray ireo clients en ligne rehetra ??
✅ary tombony be ho anao , mahazo offre conceptions d'image ianao izany oe izahay no

👉Ho anao izay mitady mpanao conception sary fotsny iany koa dia afaka manao izany izahay amin'ny sarany mora dia mora ♥️

👉👉Izahay dia manana expérience mihoatra ny 10 taona amin'izany 👈👈

👉Ka raha Liana amn'ny tolotra omenay ary ianao dia manasa ianao hiditra mivantana amin'ny hafatra miafina 😊

📞034 26 477 57







👢👢☔Botte de pluie☔👢👢A🌹R🌹R🌹I🌹V🌹A🌹G🌹E Iza no mbola tsy nahazo ho an'ny zazah Ohh!!Vonjivonjeo fa vitsy ihany no ato sao ta...
20/01/2022

👢👢☔Botte de pluie☔👢👢
A🌹R🌹R🌹I🌹V🌹A🌹G🌹E
Iza no mbola tsy nahazo ho an'ny zazah Ohh!!
Vonjivonjeo fa vitsy ihany no ato sao tara ahhh!!!
❤ ,
❤ ohhh !!
👉Matière : en gomme
❤Thaïlande

👉 Pointure 24 à 29
Prix : 36.000Ar

Livraison province
📞 0342647757

Salama ohhh !!!💋Mini machine à laver💋✅ Iza le maman kamokamo manasa lamba ato😁?? ✅ireo izay mitaiza kely ka manasa lamba...
15/10/2021

Salama ohhh !!!
💋Mini machine à laver💋
✅ Iza le maman kamokamo manasa lamba ato😁??
✅ireo izay mitaiza kely ka manasa lamba matetika ??
✅ ireo izay manao voyage sy manao mission matetika 🏢?? .🌸🌹🌺
✅✅fa tena mety b amnao ty ity😍😍 ,hanamora ny fiainanao.
👉👉DISPO de suite Tsy mila avance aloha zany oe Tsy mila manao commande 👈👈
🔘225watt
🔘mandeha courant
🔘efa misy tuyau mamoaka sy mampiditra rano miaraka amny
🔶prix :270.000Ar

🔶Capacité:3 à 5kg
🚛Mandefa am faritra iany koa izahay
📞0342647757

Salama ohhh !!!🌺🌺iza no mbola tsy nahazo ohh ???   😍✅ Iza le maman  mitaiza kely ka sahirana manasa lamba matetika ?? ✅ ...
30/09/2021

Salama ohhh !!!
🌺🌺iza no mbola tsy nahazo ohh ???
😍
✅ Iza le maman mitaiza kely ka sahirana manasa lamba matetika ??
✅ ireo maman kamokamo manasa lamba ??
✅ ireo izay tia manao vacance sy manao mission matetika 🏢🏖🏝??

Mety b amnao ty ity😍😍 ,hanamora ny fiainanao.
🔘225wt
🔘mandeha courant
🔘efa misy tuyau mamoaka rano miaraka amny
❌❌DISPO DE SUITE ❌❌
(ho anze liana tonga d alefaso am mp ny contact+lieu de livraison fa zay tonga aloha no mahazo ohhh )

🔶Capacité:3 à 5kg
🚛Mandefa am faritra
📞0342647757

💋💋DEMI BOTTE ENFANTS 💋💋Ho anzay mbola mtady anle Tsara sy mora  Ohhh 😊 !????dia araraoty fa Vitsivitsy sisa anefa tena m...
29/06/2021

💋💋DEMI BOTTE ENFANTS 💋💋
Ho anzay mbola mtady anle Tsara sy mora Ohhh 😊 !????
dia araraoty fa Vitsivitsy sisa anefa tena mamirifiry ny atsiaka ka aleo atao mafana tsara ny zanatsika arehhh sady mafatifaty lotra no mafy fa araraoty ohhhh 😱😱👢👢😍😱,
alefa ny Demi Botte kely amzay samy mahazo ny anjarany !!! 👢👢
✅Made in Thailand

💲👣pointure et prix :
➡Prix 30000Ar
👢Pointure 26 à 30👣👣
🌺🌼couleurs : Noir/ marron/ Beige
✔Vente en gros

🚴Livraison en province ,
Contact 0342647757

Address

IIIT Anosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261342647757

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy jejo ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasy jejo ofisialy:

Share