Tantara Malagasy PDF

Tantara Malagasy PDF ✅ 1 . Boky pdf 15 pages ( Lavaka )
✅ 2 . Boky pdf 50 pages ( Boost )
✅ 3 . Boky pdf 60 pages ( Tongava pifehy vola ) Mandefa mp raha lina

03/03/2026

🎉 MITADY VEHIVAVY TE HANAO LIVE 🎉

Mitady vehivavy matotra sy vonona hiasa amin’ny finday aho hanao LIVE amin’ny application 📱

💰 Afaka mahazo vola isan’andro
🎁 Mahazo cadeaux sy bonus
🔥 Misy fanampiana sy torolalana omeko manokana

Tsy mila traikefa be ❗
Ampianariko tsikelikely ianao.

Fepetra:
✅ Vehivavy
✅ Manana smartphone
✅ Internet stable
✅ Vonona hanao live matetika

Raha liana ianao dia:

📩 Midira inbox
Na soraty hoe “INTERESSÉE” amin’ny commentaire 👇

28/02/2026

🔥 MITADY olona liana amin’ny live streaming 🔥

Misy plateforme atao hoe Poppo Live ahafahanao
✅ Manao live 2h isan’andro
✅ Mandray gift avy amin’ny mpijery
✅ Manangona pièces arakaraka ny activité

🎥 Asa atao ao live:

Miresaka sy manao animation

Manao PK (duel)

Manao hira na challenge

Mampiakatra interaction

📌 Dingana:
1️⃣ Télécharger ny application ao Play Store
2️⃣ Manao inscription
3️⃣ Vita verification
4️⃣ Manomboka live

Raha liana dia ao amin'ny commentaires ao Info 👇👇

Hanampy anao amin'ny fivoarana sy fanabeazana ? Ity ny tolotra mahaliana ho anao:1. Boky PDF 15 pejy ( Lavaka - Vidiny: ...
23/03/2025

Hanampy anao amin'ny fivoarana sy fanabeazana ? Ity ny tolotra mahaliana ho anao:

1. Boky PDF 15 pejy ( Lavaka - Vidiny: 8000 AR
_ Manampy anao amin'ny fivezivezena bé loatra
_ Manoro ny toerana rehetra Lavaka fakana entana mora eto Madagascar, ary numéro azahoanao ireo fournisseur topony mivatana

2. Boky PDF 60 pejy (Tonga pifehy vola) - Vidiny: 10000 AR
_ Manampy anao ny fomba anatsarana ny fidiram-bola anao

3. Boky PDF 50 pejy (Boost) - Vidiny: 7000 AR
_ Manampy anao amin'ny famoronana page fecebook
_ Manao boost publications
_ Boost page sns...

💡 Offre Mitambatra: Raha mividy ireo boky telo ianao dia mahazo 20% fihenam-bidy! Vidiny mitambatra: 20000 AR fotsiny!

🛒 Ny fomba azonao ny boky : Alefa amin'ny alalan'ny Messenger, WhatsApp na mail.

📩 Aza misalasala ny mandefa mp raha te hahazo fanazavana bebe kokoa ianao

  LAVAKA FAKANA ENTANA MORASalama daholo 👋Ivarotra ve ianao nefa tsy mahita lavaka fakana entana mora vidy na aka entana...
22/03/2025

LAVAKA FAKANA ENTANA MORA

Salama daholo 👋

Ivarotra ve ianao nefa tsy mahita lavaka fakana entana mora vidy na aka entana maromaro.

Manampy anao amin'ny fivezivezena bé loatra ary manoro ny toerana ary numéro azahoanao ireo fournisseur directe tsy misy panelanelana

Manoro anao fournisseur pamatsy Akanjo/ poketra, lamody, friperie rehetra
Pièces/ Auto, moto, vélo, fiara, construction, quincaillerie,
Matière plastique/ seza, fitaovan-dakozia, emballage
Produits locaux rehetra,
Alimentaire, fournitures scolaires, Bureaux, meubles, décoration sy ny maro samy hafa.

Manampy anao manoro ny toerana Ary numéro ny boky ( pdf lavaka ).

Raha lina ianao dia mandefa afatra izao aza adino partager amin'ny namanao



🌟 Zahao ny Fomba Hanatsarana ny Fidiram-bolanao! 🌟Mijery ny fiainanao sy ny toe-bola tianao hanova? Manana ny vahaolana ...
22/03/2025

🌟 Zahao ny Fomba Hanatsarana ny Fidiram-bolanao! 🌟

Mijery ny fiainanao sy ny toe-bola tianao hanova? Manana ny vahaolana ho anao izahay! Ity boky "Mpifehy Vola" ity dia hanampy anao hanova ny fomba fisainanao, hahatakatra ny tena dikan'ny vola, ary hianatra ny fomba hampidirana vola amin'ny fiainanao.

🔑 Ireto ny zavatra hotratrarinao ao anatin'ity boky ity:

1. Ny fiovana ara-tsaina ho an'ny fahombiazana sy fidiram-bola.

2. Ahoana ny fomba hamoronana hevitra sy vokatra ho an'ny tsenanao.

3. Techniques ahafahanao mivarotra sy mitady ny lalana tsara indrindra amin'ny fitadiavam-bola.

💡 Tsy hoe fahalalana fotsiny, fa ny FAMPiharana! Raha vonona ianao hitondra fiovana sy hamorona fidiram-bola, dia ity no boky mety amin'ny tanjonao!

👉 Aza andrasana intsony! Mividy izao ary manomboka miova ny fiainanao! Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala mifandray amiko.

🌍 [Raha tiana ny vidiny sy ny fepetra].

Fomba Fanovàna ny Fomba Fisainana Momba ny VolaMiarahaba anareo rehetra!Ity andininy ity dia mikasika ny fanovàna ny fom...
22/03/2025

Fomba Fanovàna ny Fomba Fisainana Momba ny Vola

Miarahaba anareo rehetra!

Ity andininy ity dia mikasika ny fanovàna ny fomba fisainana momba ny vola, izay zava-dehibe raha te hanatsara ny fidiram-bolanao. Ireto ny dingana efatra afaka manampy anao:

1. Mihainoa ny tenanao:
Avereno jerena ny fomba fijerinao momba ny vola. Inona no eritreritrao rehefa mandray vola? Miezaha hanova ny fomba fiteninao. Tsarovy fa “tsy sarotra amiko ny mitady vola”.

2. Fanovàna ny fomba fisainana:
Tena ilaina ny manova ny fomba fijerinao. Ny fisainana miteny hoe sarotra ny mitady vola dia mitondra anao ho amin'ny fiainana sarotra. Zarao amin'ny hafa ny eritreritrao: Tsara ny manomboka miaraka amin'ny fanovàna ny fomba fisainana!

3. Fampiharana ny fahalalana:
Mianara sy ampiharo ireo fitaovana sy fomba fanao hanampy anao hitady vola. Aza hadino ny fahaiza-manao sy ny fitaovana manan-danja ho an'ny fahombiazanao.

4. Fijanona amin'ny fanan-jo sy fahatinoana:
Raha mahatsapa ianao fa maharitra sy miezaka kokoa, dia ho lasa fahazarana izany. Miezaha ho mpampiditra vola, fa tsy mpamoaka vola fotsiny.

Ny fanatanterahana ireo dingana ireo dia hanampy anao hahazo fitondran-tena vaovao sy miteraka fidiram-bola vaovao. Manomana ny tenanao sy miorina amin'ny fahavononana sy ny fahaiza-manao. Andao hiara-hanatsara ny hoavintsika ara-bola!

Aza adino ny mizara raha mahita izany mahasoa ho an'ny hafa!

-bola

🎉 Mivarotra Boky PDF "Lavaka" -  Tantara Malagasy PDF! 🎉  Manampanarina ivarotra ianao ny boky PDF "Lavaka" dia manampy ...
16/03/2025

🎉 Mivarotra Boky PDF "Lavaka" - Tantara Malagasy PDF! 🎉

Manampanarina ivarotra ianao ny boky PDF "Lavaka" dia manampy anao amin'ny fanorona toerana rehetra ahitanao entana mora !

🔹 Vidin'ny boky : 10 000 Ar
🔹 Fanampiana : Manoro anao toerana rehetra Lavaka fakana entana mora isan-karazany toy ny ordinateur, akanjo, legioma, ary maro hafa!

📞 Hifandraisa aminay :
- Laharana : 034 33 17 822
- Email : [email protected]
- Toerana : Antananarivo

👉 Afaka alefa aminao par mail, messanger, WhatsApp ny boky pdf
Izay mapety anao

Aona fomba azahoanao ny boky "Lavaka"! vidio izao ary mahazo ny boky ianao! 📖✨

Aza mitady lavitra itsony !

 Ireo lavaka fakana entana rehetra toinyFournisseur, Akanjo, poketra, Kojakoja, fanaka, kojakoja mombany fianarana, pies...
04/08/2024


Ireo lavaka fakana entana rehetra toiny
Fournisseur, Akanjo, poketra, Kojakoja, fanaka, kojakoja mombany fianarana, piesy/ rehetra fitaovana, vokatra sakafo, p.p.n, vokatra eo an-toerana rehetra, Fitaovana informatika/ Electronics rehetra, Radio, ordinateur, telefaonina, quincaillerie, Fitaovam-pitsaboana, fivarotam-panafody, fitaovana fanatanjahan-tena rehetra, sakafo, fambolena, fitaovana vita plastic, Tantely, Savoka, Savonay, Mombany zaitra rehetra Sisn...
Ireo lavaka tsena rehetra fakana entana eto Madagasikara, ANTANANARIVO
Itanao ao amin'ny boky pdf 15 page

Prix : 10.000 ar seulement
+BONUS

Formation boost publication
Boky pdf 59 page
Ampiroborobo nao ny business, orinasa, panao vente en ligne, artiste teanana ny lazany,

Tonga pifehy vola
Boky pdf 59 page
Fitatanam_bola, loharanom_bola.

Livres par mail, Messanger, WhatsApp
Izay mapety anao
Voray eo no eo iany

Manasa anao iditra mp aviatrany na miatso 0343317822
Raha Mila fanazava fanampiny

Misaotra tompoko 🙏

Mankasitraka anareo izay efa nanjifa rehetraTsy mitory tsimisy profo izahay eto amin'ny Ebook Olivier raha ivarotra amin...
24/07/2024

Mankasitraka anareo izay efa nanjifa rehetra
Tsy mitory tsimisy profo izahay eto amin'ny Ebook Olivier raha ivarotra aminao
Raha Mila fatokisana ao amin'ny commentaires

Mankasitraka anareo izay nanjifa rehetra ilay boky lavaka sy formation boost à jour 2024 daholo ny anay

Promotions be raha nijery publication tany enao dia 15000 ar Alefa aminao 10.000 ar fotsiny izy anio raha tokony 30.000 ...
20/07/2024

Promotions be raha nijery publication tany enao dia 15000 ar
Alefa aminao 10.000 ar fotsiny izy anio raha tokony 30.000 ar
Afaka Tonga Dia miatso 0343317822
Raha anjifa azy ireo na mandefa mp
Mankasitraka tompoko 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantara Malagasy PDF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share