27/01/2025
‼️Tsy dia manan-danja ny hafatra tiana hampiataina rehefa mampiasa fanafohizan-teny.
✍️Ndao hizatra hanoratra feno raha tiana ho voaray tsara sy ho hisy dikany amin'ny olona tianao hampiataina ny hafatra.