Mifalia mandrakariva pejy ofisialy

Mifalia mandrakariva pejy ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mifalia mandrakariva pejy ofisialy, Business Center, Antananarivo.

KRISTY VELONA AO ANATY MPAMELA HELOKAVELONA HO AN'NY HAFA -Mamela heloka ny hafa @ Famelankelok'i Jesosy-Mitia ny hafa @...
26/08/2024

KRISTY VELONA AO ANATY MPAMELA HELOKA

VELONA HO AN'NY HAFA

-Mamela heloka ny hafa @ Famelankelok'i Jesosy
-Mitia ny hafa @ Fitiavan'i Kristy
- Mihaino an'i KRISTY ao @ Hafa
-Ampiasain'i KRISTY ho an'ny hafa.

Antompisian'ny Fiangonana
Firahalahiana ao @ KRISTY.
Kristy no ivo

Anisan'ny fahadisoan-kevitra goavana ao anatintsika olombelona ny fiheverantsika fa miovaova miankina @ izay ataontsika ...
24/08/2024

Anisan'ny fahadisoan-kevitra goavana ao anatintsika olombelona ny fiheverantsika fa miovaova miankina @ izay ataontsika sy tsy ataontsika , na izay heverintsika fa mba fahatsaranntika n'a koa Faharatsiantsika ny ''reaction' n'Andriamanitra amintsika !!

TSIA TOMPOKO!!

Tsy miova mihitsy Andriamanitra n'a hiodina a gauche ianao na hiodina a droite n'a hiakatra na hidina !

Ianao fotsiny no fanina eo fa ANDRIAMANITRA TSY MIOVA!!

Tsy mi réagir @ zavatra ataontsika Na tsy ataontsika izy!

Aleo.hilentika tsara AO anatintsika izany FAHAMARINANA izany

Ny Action sy Proaction n'Andriamanitra Dia EFA vita tao @ JESOSY KRISTY s'y n'y ASAMPAMONJENY Ary mitohy @ alalan'ny FANAHY MASINA izay tsy manao afatsy manondro sy mitarika antsika eo @ izay ASAMPAMONJENA EFA VITAN'I JESOSY KRISTY izay!

N'y karazana Lalana naturel sy universel kosa no mampijinja antsika izay afafintsika na izay ataontsika sy tsy ataontsika.

Dia aza afangaro Io resaka loi isankarazany mifehy ny univers sy sy création Io , sy Ilay heverintsika hoe réaction n'Andriamanitra fa zavatra tsy misy ifandraisany mihitsy!!

Andriamanitra tsy manao réaction tahaka antsika hoe handeha hanao réaction ARANOFO rehefa misy réalité miseho!!

JESOSY KRISTY no ACTION sy PROACTION ny

VITA, EFA VITA!

Ary ny FANAHY MASINA no manohy ny ACTION mampitodika sy mitarika antsika ho eo @ izay mandrakariva!!

Tsy angatahina intsony ny famelankeloka fa RAISINA.Ny zavatra angatahina dia zavatra mbola ho avy, zavatra mbola tsy fan...
21/08/2024

Tsy angatahina intsony ny famelankeloka fa RAISINA.
Ny zavatra angatahina dia zavatra mbola ho avy, zavatra mbola tsy fantatra na ho azo na tsia.

Fa ny FAMELANKELOKA kosa dia EFA VITA.
VITAN'I JESOSY KRISTY teo @ hazo fijaliana.

Satria tsy misy famelankeloka raha tsy misy ra alatsaka
Tsy misy famelabkeloka raha tsy voaloa ilay AINA vidin'ilay fahafatesana tambin'ny ota.

EFA VITA izany fa tsy angatahina intsony
Saingy mila RAISINA , INOANA.

VITA hoy IZY.

VOAVELA NY HELOKAO REHETRA, TALOHA , ANKEHITRINU, HO AVY raha inoanao sy raisinao izany.

Izay FAMELANKELOKA izay no vavahady voalohany idiranao @ FIAINANA MANDRAKIZAY.

Izay no voalohany indrindra @ antsoina hoe MANDRAY AN'I JESOSY.

Ny FAMADIHANA- ny olanay KristianaTsy ny Famadihana na ny Famonosana lamba ny razana ange no olana eTsy ilay fety na ila...
19/08/2024

Ny FAMADIHANA- ny olanay Kristiana
Tsy ny Famadihana na ny Famonosana lamba ny razana ange no olana e
Tsy ilay fety na ilay fianakaviana mifankahita ihany koa
Tsy ilay famindrana razana rehefa feno fasana na hoe navita fasana vaovao

Tsy izany no olana!!!!
Ny olana dia izao :
1. ilay fombafomba Fiantsoana FANAHY manodidina ny Famadihana!
2. Ilay maka mpanandro
3. Ilay mandatsaka rà- biby eo amin fasana na vato masina sy ny fombafomba manaraka izany
4. firesahana amin maty - fangatam pitahiana amin ny maty
5. ilay Fandaniana mihoampampana izay miteraka fisarahambazana sy faharavan'ny Fihavanana eo @ Taranaka noho ny fidirambola ho entimanana tsy mitovy.
Ny olana dia ilay fombafomba ritoaly tsy miivo @ KRISTY

Afaka mifaneho fitiavana dien zao isika velona zao ary andriamanitry ny velona no tompoina fa tsy Andriamanitry ny maty

18/08/2024

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mifalia mandrakariva pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share