06/02/2026
ππ§π¨π°, mpianatra mazoto ato aminay izy, mihaino tsara sady hendry hendry kely eny indraindray ππ.
Eny Ambohidratrimo eny no misy azy fa tongavanay am-pifaliana foana mo rehefa miantso anay na aiza misy anao na aiza ππ
Aza misalasala miresaka fa vonona handray anao sy ny alikanao foana izahay ππ
Zo Ramanantsoa