23/03/2026
FANAZAVANA ILAY MARQUE " OXEN "
- Marque vaovao nivoaka fin 2024 izy ty
Any ivelany dia efa betsaka ny mitady azy ty , ka lasa international lay marque dia nasiana CENTRE DE VENTE eto Madagascar.
- Efa manana ny maha izy azy any ivelany ary ZARAINA SY JIFAINA ETO
- Miavaka izy satria sady CLASSE / URBAINE / DRIP / ...
IZANY HOE AZO ANAOVANA FOANA , TSY MIIFIDY ÉVÉNEMENT
- Homme/ Femme
T-SHIRT OXEN. JUST DOMINATE