22/01/2025
Salama daholo
Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny retapage
Dressage ,mandoko
Toerana misy anay moa dia ety by pass alasora route mandeh ambohimangakely
Aza misalasala ary mandefa mp ra misy. Zavatra tianao anotanina na ho atao
Aza adin ny mi abonner amin'ny page tsika vaovao