16/08/2026
IZA NO MPPT Nº1 RAHA AVY ANY ASIE?
Ny mahatsara ny mampiasa "régulateur MPPT" ambony kalitao sady "marque" fanta-daza dia milamina kokoa ny saina ary ny "batterie" miasa aminy feno ara-dalàna foana.
Raha MPPT tsy fanta-pototra izao no ampiasainao amin'ny "Lithium" dia sasatry ny mahita "erreur" ianao sady hijalijaly tsy araka ny tokony ho izy ny "charge" azony...
Sarotsarotra ny ahitana ireto MPPT EPEVER XTRA-N-G3 ireto kanefa misy indray izy izao.
- MPPT EPEVER 30A : 400.000 ariary
- MPPT EPEVER 40A: 515.000 ariary
💯 Efa misy "bluetooth", mora ny fanaraha-maso amin'ny finday💯
Misy Antsirabe, Rond Point Tombotsoa
Tél: 03334 29349