MultiTrav

MultiTrav 💼 Tâches administratives | 🎙️ Émission radio | 📲 Multimédia | 🛂 Création passeport
📌 Bonus : Conseils & Appui personnalisé

03/02/2026
RESAKA PASIPAORO.Mahahasoa ary tena ilaina ny fanànana pasipaoro amin'izao vanim-potoana fisokafan'ny asa eo amin'ny seh...
03/02/2026

RESAKA PASIPAORO.
Mahahasoa ary tena ilaina ny fanànana pasipaoro amin'izao vanim-potoana fisokafan'ny asa eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena izao. Tsy sarotra akory ny manao azy. Na izany aza dia manolotra fiaraha-miasa aminao izay maniry hanana azy ihay izahay, satria tsy mitovy ny fahafahan'ny isam-batan'olona miatrika ireo dingana izay tsy maintsy arahana mandritra ny fikarakaràna azy. Olana matetika mpitranga ireto :
-Lavi-podiana (bus, ...)
-Tsy manam-potoana ilaharana vao maraina.
-Tsy misy ivantanana(avy any@ faritra)
-Tsy mahafehy ny fitetezana sampan-draharaha momba ny taratasy.
-....
Efa maro ireo tafita,koa anjaranao indray izao.
⏩ Midira MP.
⏩Na antsoy ny 0341505772 / 0374991007
FB: MULTITRAV. FB: RAVELO Mamison.
Misokatra ny fifampiresahana. Tahin'Andriamanitra daholo.

16/12/2025

Salama daholo.
Eo hatrany izahay hifanome tànana aminao mandritra ny fikarakaràna ireo atotan-taratasy samihafa, koa isan'ireny ny passeport. Misokatra ny fifampiresahana.

🌟 Nos services à votre disposition ! 🌟✅ Tâches administratives✅ 🎙️ Émission radio✅ 📲 Multimédia✅ 🛂 Création de passeport...
18/09/2025

🌟 Nos services à votre disposition ! 🌟

✅ Tâches administratives
✅ 🎙️ Émission radio
✅ 📲 Multimédia
✅ 🛂 Création de passeport
✨ Bonus : Conseils & appui personnalisé

👉 Contactez-nous pour plus' d’informations et bénéficiez d’un accompagnement adapté à vos besoins !
Contact: 0341505772 / 0374991007

TAN-TSOROKA HO AMIN'NY FIKARAKARANA IREO ATOTAN-TARATASY SAMIHAFA, INDRINDRA FA NY PASIPAORO.
08/09/2025

TAN-TSOROKA HO AMIN'NY FIKARAKARANA IREO ATOTAN-TARATASY SAMIHAFA, INDRINDRA FA NY PASIPAORO.

28/06/2025

Miarahaba antsika rehetra tratry ny hasaramanitry ny fetin'ny fahaleovan-tena.🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬, DIEU vous bénit.
🎤Mitohy hatrany ny fifampiresahana amintsika izay mangetaeta fifanampiana eo amin'ny sehatry ny fikarakarana atotan-taratasy maro samihafa, ka anisan'izany ny fanontaniana momba ny fanaovana pasipaoro.
EFA NAHAVITA DINGANA MARO TAMIN'IZANY IZAHAY, ARY TSY VITSY IREO OLONA IZAY NISITRAKA NY FANAMPIANAY KA EFA MANANA IZANY.
Marihina fa tsy tokony hananosarotra velively ny fanaovana pasipaoro satria efa noezahan'ny sampan-draharaha misahana azy ho mora foronina mihitsy ireo atotan-taratasy izay ilaina.Na izany aza anefa dia misy tranga samihafa iany eny am-pandehanana eny, ary eo no ilàna an'izao fifanomezam-tànana izao . Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina(MP), na miantso ny laharana araka izay ita eo amin'ny sary fanehoana.
Manararaotra mitondra fampiononana ho an'ireo izay anaty hafenoan-drano ihany koa.

Mitohy hatrany ny ezaka fifanampiana eo amintsika Samy mpiray tanindrazana. Zava-dehibe ny fikarakarana ny ho avy, indri...
15/11/2024

Mitohy hatrany ny ezaka fifanampiana eo amintsika Samy mpiray tanindrazana. Zava-dehibe ny fikarakarana ny ho avy, indrindra fa ny tanora. Misy ihany anefa ireo fahasarotana samihafa mandritra ny famoriana ireo antontan-taratasy ilaina, satria mety tsy voatery hitovy ny takiana amin'ny isam-batan'olona. Vonona hifanohana sy hifanoro aminareo izahay ato amin'ity sehatr'asa ity.
0346668395

Address

Ambohidroa, Andranomena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MultiTrav posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share