ZiR Mada

ZiR Mada Mivarotra video de formation
Manasa sary
Vente des Films
Jeux pc
Mandroso vao mandresy💪🏻
Gen ZiR👊🏻

🏆CAN 2027🏆Ao amin’ny GROUP L no misy ny ekipam-pirenena Malagasy, amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiakarana ...
29/07/2026

🏆CAN 2027🏆
Ao amin’ny GROUP L no misy ny ekipam-pirenena Malagasy, amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiakarana amin’ny CAN 2027.

☢ Ireo ekipa ao amin’ny GROUP L:

1️⃣ NIGERIA 🇳🇬 ⌛
2️⃣ MADAGASCAR 🇲🇬 ⌛
3️⃣ TANZANIE 🇹🇿 ✅ (qualifié)
4️⃣ GUINÉE-BISSAU 🇬🇼 ⌛

🔔 Araka ny fanazavana farany navoakan’ny CAF, dia mbola ekipa 24 ihany no handray anjara amin’ny CAN 2027.
✔Ekipa roa isaky ny vondrona no hahazo ny tapakila hiatrika ny CAN 2027.

⚠ Koa satria misy ekipa mpampiantrano ny CAN 2027 ao anaty vondrona misy antsika dia toerana iray sisa no hiadina.

🔷 Raha mahazo laharana voalohany i TANZANIE, dia ilay ekipa mahazo laharana faharoa no hiaraka aminy hiakatra amin’ny CAN 2027.
🔷 Raha mahazo laharana faharoa, fahatelo na fahefatra kosa i TANZANIE, dia ilay ekipa mahazo laharana voalohany ihany no hiaraka aminy hiakatra amin’ny CAN 2027.

🗓 Havoakanay miandalana eto ihany ny fandaharam-potoanan’ireo lalaon’ny BAREA DE MADAGASCAR.

source : BareaInfoPlus

🚨 OFISIALY: Hatao amin'ny ekipa 24 ihany ny CAN 2027, fa tsy 28 ekipa.Na dia nilaza aza i Patrice Motsepe tamin'ny voalo...
24/07/2026

🚨 OFISIALY: Hatao amin'ny ekipa 24 ihany ny CAN 2027, fa tsy 28 ekipa.
Na dia nilaza aza i Patrice Motsepe tamin'ny voalohany fa hiakatra ho 28 ny isan'ny ekipa handray anjara, dia nanazava ny CAF tatỳ aoriana fa 24 ekipa ihany no hifaninana amin'ny CAN 2027.
📌 Midika izany fa tsy misy fiovana ny endriky ny fifaninanana amin'ny CAN 2027, fa hijanona ho 24 ekipa araka ny efa nampiharina hatramin'izay.

Napiakarina 28 ny isan'ny mpilalao Qualifie aminy CAN 2027 Raha 24 kosa izy teo aloha
23/07/2026

Napiakarina 28 ny isan'ny mpilalao Qualifie aminy CAN 2027 Raha 24 kosa izy teo aloha

Azon'i Espagne ny Coupe du monde 2026 🇪🇸 tamin'isa 1 no 0 tamin'i Argentine Arabaina Espagne 🇪🇸
19/07/2026

Azon'i Espagne ny Coupe du monde 2026 🇪🇸 tamin'isa 1 no 0 tamin'i Argentine Arabaina Espagne 🇪🇸

19/07/2026

Espagne 1 - 0 Argentine
106"

19/07/2026

Fantatrao ve fa resin'i 🇪🇸Spain 3 -2 🇦🇷Argentine anio alina

Finale 🇦🇷 vs 🇪🇸 😎
16/07/2026

Finale 🇦🇷 vs 🇪🇸 😎

Naresy tamin'ny Isa 1 noho 2 ny Argentine 🇦🇷
15/07/2026

Naresy tamin'ny Isa 1 noho 2 ny Argentine 🇦🇷

15/07/2026

Angleterre 1-2 Argentine
90"

15/07/2026

Angleterre 1-1 Argentine
85"

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZiR Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share