Sera pièces beka andoharanofotsy ambohimanala

Sera pièces beka andoharanofotsy ambohimanala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera pièces beka andoharanofotsy ambohimanala, Business Center, Andoharanofotsy ambohimanala, Antananarivo.

abonnéo n'y page fa ataoko gratuit NB iray ihany n'y ataoko gratos
20/09/2025

abonnéo n'y page fa ataoko gratuit
NB iray ihany n'y ataoko gratos

> 🚴‍♂️ VENDRE VELO BON OCC  "ANDOHARANOFOTSY Volotara"Izahay dia mivarotra bisikileta bonne occasion 🚲Misy frein hydraul...
05/08/2025

> 🚴‍♂️ VENDRE VELO BON OCC "ANDOHARANOFOTSY Volotara"

Izahay dia mivarotra bisikileta bonne occasion

🚲Misy frein hydraulique ihany koa.

Misy cadre vy/12/14/16 /20/24 /26

Misy cadre alu /26 /27.5

Samy mafy be daholo

💰 Vidiny manomboka amin’ny 200 000Ar hatramin’ny 1 600 000Ar misy ho an'ny ankizy tsara kalitao, efa jerenay avokoa : frein, kodiarana, .....sy izay tsy mety rehetra fa mandray vita ianao miala aty na any aminy faritany aza

✅ Mandefa any amin'ny faritany

🧒 Ho an’ny ankizy, tanora, sy olon-dehibe

🔥 Misy fihenam-bidy ho an’izay mandray anjara voalohany

👉 Raha mila sary tsirairay , soraty fotsiny eto ambany hoe :

“mp” na dia alefako avy hatrany

Lieu : ANDOHARANOFOTSY ety Volotara

MP:,.......na

📞 SMS/Antso : 0345661509

Zarao amin’ny namana mety mila bisikileta fa hahazo "fihenambidy🎁" ianao 🔁

Ty 'dray ny CHAMRE A AIRE / PNEU ary e 🚴‍♀️  MICHELIN vaovao🚴‍♀️🚴‍♀️ be ,par"26, 27.5, 28, 700.."reo sao no dispo ararao...
06/04/2025

Ty 'dray ny CHAMRE A AIRE / PNEU ary e
🚴‍♀️ MICHELIN vaovao🚴‍♀️🚴‍♀️ be ,par"26, 27.5, 28, 700.."reo sao no dispo araraoty fa vitsivitsy ,mandef zay raha mbola misera ary nareo
MP/na miantso avy hatrany raha vonona :0345661509/0339173147

Miarahaba tompoko izahay dia mivarotra bicyclette bonne occasion amin'ilay vrai marque🚲Misy hoan'ny Ankizy sy Andehibe 🚴...
27/10/2024

Miarahaba tompoko izahay dia mivarotra bicyclette bonne occasion amin'ilay vrai marque🚲
Misy hoan'ny Ankizy sy Andehibe 🚴‍♀️🚴‍♂️
mivarotra pièce vaovao ihanikoa
Toerana ahitana anay:
ANDOHARANOFOTSY Ambohimanala
tel:0345661509

Address

Andoharanofotsy Ambohimanala
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera pièces beka andoharanofotsy ambohimanala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share