MTCM Informatique

MTCM Informatique Formation avec Stage pratique.

💢 FORMATION EN INFORMATIQUE 💢

📌 Bureautique
📌 Graphisme
📌 Programmation
📌 Développement WEB
📌 Maintenance

Contact:
038 78 186 21 - 033 97 512 00

Lieu:
Andavamamba Anjezika II à côté de l'arrêt Bus Faneva.

12/08/2026

Vaovao mahafaly: efa afaka mamoaka diplôme aram-panjakana
BTS na Licence ny MTCM amin'izao.

12/07/2026

🏆 COUPE DU MONDE🏆
Inona Ilay hira nampalaza azy hatramin'izay?
(Henoy ao amin'ny vidéo)



🎯INFORMATIQUE BUREAUTIQUE Ilaina ny mahay raccourcis rehefa mianatra INFORMATIQUE BUREAUTIQUE mba hahafaingana ny ASA at...
30/06/2026

🎯INFORMATIQUE BUREAUTIQUE

Ilaina ny mahay raccourcis rehefa mianatra INFORMATIQUE BUREAUTIQUE mba hahafaingana ny ASA ataotsika.

🎯 Ireto misy ohatra vitsivitsy omena antsika:

👉Ctrl + C
Mandika (Copier)
👉Ctrl + X
Manapaka (Couper)
👉Ctrl + V
Mametaka (Coller)
👉Ctrl + Z
Manafoana ny asa farany (Annuler)
👉Ctrl + Y
Mamerina ny asa nofoanana (Rétablir)
👉Ctrl + A
Misafidy ny rehetra (Tout sélectionner)
👉Ctrl + S
Mitahiry (Enregistrer)
👉Ctrl + P
Manonta (Imprimer)
Ctrl + F
Mitady (Rechercher)
👉Ctrl + N
Mamorona rakitra vaovao




25/06/2026

Mirary FAHALEOVAN-TENA tanteraka ho an'ny tsirairay amin'izao 25 Jiona izao
🎯🎯🎯🎯🎯

22/06/2026

📌Mbola ao anatin'ny fianarana tanteraka I Nomena amin'izao.

Alefaso ao amin'ny commentaire ny teny firarintsoa ho azy.
🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Fidirana manaraka:
07 Jolay 2026. (Anglais - FRANÇAIS - INFORMATIQUE)

Ora sisa malalaka: 10h à 12h | 12h à 13h30.

Contact: 038 78 186 21 - 033 97 512 00

MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar

09/06/2026

📌Anisan'ny nianatra INFORMATIQUE BUREAUTIQUE teto amin'ny MTCM i Sitraka ary nahavita Stage nandritran'ny Volana vitsivitsy.

Jereo hatramin'ny farany ny vidéo.

MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar

Mankasitraka eram-po sy eran-tsaina ho antsika FORMATEUR REHETRA tonga nifanohana tamin'ity sortie de Promotion ity.Naha...
08/06/2026

Mankasitraka eram-po sy eran-tsaina ho antsika FORMATEUR REHETRA tonga nifanohana tamin'ity sortie de Promotion ity.

Nahafoy fotoana nefa andro tokony nampidirana milliard😁.

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

INFORMATIQUE: Bureautique, Graphic Design, Maintenance, Dev Web, Multi-media...

MTCM Informatique

Fahatsiarovana lehibe ho anay eto amin'ny MTCM Informatique  ity andro androany namoahanay:📌 Mpianatra Informatique BURE...
06/06/2026

Fahatsiarovana lehibe ho anay eto amin'ny MTCM Informatique ity andro androany namoahanay:

📌 Mpianatra Informatique BUREAUTIQUE
📌 Mpianatra MAINTENANCE informatique.

androany ity.

Mahombiaza hatrany ho anareo rehetra izay nihofana dia tohizo ny lalanareo fa dingana ireny fa tsy mbola tanjona akory.

MTCM Informatique

25/05/2026

06 Juin 2026 no Sortie de Promotion ho antsika Mpianatra INFORMATIQUE eto amin'ny MTCM.

12/05/2026

🎯COURS D' ANGLAIS - COURS DE FRANÇAIS - COURS D'INFORMATIQUE 🎯

Méthode efficace:
80% Pratique - 20% théorie.

Afaka misafidy ora izay tianao amin'ireto ianao:
👉Mianatra maraina: 8h à 10h | 10h à 12h
👉Mianatra hariva: 13h30 à 15h30 | 15h30 à 17h.
👉Mianatra isaky ny SABOTSY.

💴 Saram-pianarana mirary natao ho zakan'ny olon-drehetra.

Voafetra hatrany ny toerana !
Misy Garantie hatrany ny fianarana.
Azahoana CERTIFICAT aram-panjakana.

📍Toerana:
_ANDAVAMAMBA akaikin'ny Arrêt Bus Faneva.
_ITAOSY eo ambanin'ny Arrêt Bus DALLE.

☎️ Tél:
0348045737 - 0387818621.

MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar

Address

Andavamba Anjezika II
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MTCM Informatique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share