Mihaja frippe daholo

Mihaja frippe daholo Varotra frippe détaillée

🌺 Maman o! Rideaux mafatifaty tena farakze tsara indray no atolotro ho anao anio! 🌹😊😊❤️🌺 Tena hoe tsara farakze tsara 🌺 ...
12/06/2025

🌺 Maman o! Rideaux mafatifaty tena farakze tsara indray no atolotro ho anao anio! 🌹😊😊❤️
🌺 Tena hoe tsara farakze tsara
🌺 Friperie ireo a!
🌺 Tsy misy défaut na ny kely
🌺 Ny motif-ny tena hoe tsara e! Tena tsara
🌺 Qualité an’ny lamba tena tsy hiteny intsony aho fa hitanareo ny hatsarany
✅Refin’ny rideau iray: 1m65 de longeur
1m30 de largeur
✅Paires ireo maman a!izany hoe rideaux anakiroa
✅ izy roa no 30.000ar tena hoe tsara nefa mora✅

❤️ Ireto manaraka ireto indray a! ❤️ Rideaux voile amle matevina tsy mora mitsifaka ❤️ Friperie ireo dia manasa kely fot...
03/06/2025

❤️ Ireto manaraka ireto indray a!
❤️ Rideaux voile amle matevina tsy mora mitsifaka
❤️ Friperie ireo dia manasa kely fotsiny ianareo a
❤️ Blanc cassé ny lokony
❤️ Qualité voile amin’ilay tena tsara be
❤️ Tsy misy defaut ny lamba
❤️Misy 2 paire izy ireo izany hoe rideaux efatra (4)
✅ Refin’ny rideau iray: 1m28 mahery ny largeur
2m ny Longeur
✅✅ 2 paire ireo maman a!
✅ 22.000ar ny paire na rideaux 2✅

Ato ndray ki tsika maman a! 😇🌺🌺🌺 Rideaux varavarakely paire tena hoe tsy misy ho kihanina ki ireto maman a.🌺 Tsy misy tâ...
03/06/2025

Ato ndray ki tsika maman a! 😇🌺🌺
🌺 Rideaux varavarakely paire tena hoe tsy misy ho kihanina ki ireto maman a.
🌺 Tsy misy tâche na ny kely a
🌺 Tsy misy défaut na ny kely aza
🌺 Motif carreaux tena mihaja hoa e!
🌺 Ny zorony efatra misy an’ireny haingony tsara tarehy be ireny daholo
🌺 Friperie ireo an
🌺 Anneaux complet
🌺 Lambany matevina tsara sady amin’ilay mavesatra.
✅Refin’ny rideau iray: 1m92 de largeur
1m20 de hauteur
✅Mahazaka varavarakely iray ny rideau iray
✅ Paire ireo a! Izany hoe rideaux anakiroa
✅ Izy roa no 30.000ar✅

❤️❤️❤️❤️🌺🌺🌺🌺Rideaux voile plein jour madio be tsy misy tâches Friperie sans défaut Refin’ny rideau iray: 1m65 de largeur...
27/05/2025

❤️❤️❤️❤️🌺🌺🌺🌺
Rideaux voile plein jour madio be tsy misy tâches
Friperie sans défaut
Refin’ny rideau iray: 1m65 de largeur
2m50 de hauteur
✅ Paire ireo
✅ Izy paire no 18.000ar✅

🌺🌺Coucou daholo ki maman a!🥰Ireto ndray ny rideaux atolotro ho anareo androany a! 🌺🌺✅ Tena hoe mafatifaty kely e!❤️✅ Fri...
27/05/2025

🌺🌺Coucou daholo ki maman a!🥰
Ireto ndray ny rideaux atolotro ho anareo androany a! 🌺🌺
✅ Tena hoe mafatifaty kely e!❤️
✅ Friperie ki reo maman a! Anneaux complet
✅ rideaux fenêtre ireo fa mety daholo izay tinareo anaovana azy
✅ Motif tena hoe woaaaoh!
✅ Refin’ny rideau iray: 1m94 de largeur
1m44 de longeur
🌹🌹Paire ireo a, izany hoe rideaux anakiroa!

✅ izy paire no 25.000ar tena tsara nefa mora✅

😍😍Rideaux voile brodés farakze tsara tena hoe tsara ki maman a!😉🥰🥰🌹- friperie ireo a! sans défaut 🌹- tsara tena tsara 🌹-...
10/04/2025

😍😍Rideaux voile brodés farakze tsara tena hoe tsara ki maman a!😉🥰🥰
🌹- friperie ireo a! sans défaut
🌹- tsara tena tsara
🌹- refiny/pièce: 1m50 de largeur
2m de hauteur
Paire ireo
✅ izy paire no 35.000ar prix mora foana 🌹✅

❤️LIQUIDATION ATSIKA VOALOHANY ARY E!❤️Rideaux voile à motif mihaja be Doré sy argenté ny lokon’ilay carreaux motif amin...
10/04/2025

❤️LIQUIDATION ATSIKA VOALOHANY ARY E!❤️
Rideaux voile à motif mihaja be
Doré sy argenté ny lokon’ilay carreaux motif aminy
Friperie
sans défaut ki io maman a!
Refin’ny rideau iray: 1m80 largeur
2m de hauteur
Paire ireo
✅ izy paire no 30.000ar✅ au lieu de 40.000ar

10/04/2025

Faly miarahaba antsika rehetra indray! Ela ela aho tsy nanao publication fa nisy tsy fahasalamana kely. Efa Salama tsara aho izao ka hiverina hizara ny soa sy ny tsara ho anareo indray.🌹🌹 Anao liquidation isika anio a! Dia misy rideaux vaovao be dia be ihany koa 😇. Harao tsy tapaka ary ny pejy fa hisy rideaux maromaro tsara tarehy ho ataoko solde anio an. Dia izay manao jp voaloha ihany 😉🌹🌹❤️❤️. Mirary tontolo andro mahafantatra ho antsika rehetra.

Rideau mamy kely farakze tsara ki ty maman a!Friperie sans défaut Refiny: 1m55 largeur                 2m90 mahery ny ha...
21/03/2025

Rideau mamy kely farakze tsara ki ty maman a!
Friperie sans défaut
Refiny: 1m55 largeur
2m90 mahery ny hauteur
Tena hoe tsara
io iray io ihany izy
Anneaux rehetra mipetraka tsara daholo
✅prix mora 15.000ar✅

Address

Antananarivo
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihaja frippe daholo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share